1Kôr 5

II. NISY NIRAY AMIN’OLON-TSY HENY 1 Re laza tsy leo dina fa misy fahalotoana atỳ aminareo, sady fahalotoana tsy fahita na dia any amin’ny Jentily aza, dia olona anankiray manambady…

1Kôr 6

1 Adre! hay aminareo dia misy manana ady amin’ny namany, ka sahy mangataka fitsarana amin’ny olona tsy marina, fa tsy amin’ny olona masina! 2 Tsy fantatrareo va fa ny olomasina…

1Kôr 7

1 Ny amin’ireo zavatra nosoratanareo tamiko, dia tsara raha tsy mikasi-behivavy ny lehilahy. 2 Mba hanalavirana ny fijangajanga anefa, dia aoka ny lehilahy samy hanana ny vadiny, ary aoka ny…

1Kôr 8

Endrik’izany ara-pisainana 1 Ny amin’ny hena naterina tamin’ny sampy, dia fantatsika ihany, fa samy manam-pahalalana isika rehetra. Ny fahalalana anefa mampiebo, fa ny fitiavana no mampandroso. 2 Raha misy manao…

1Kôr 9

Ohatra omen’i Paoly 1 Tsy olona afaka va aho? Tsy Apôstôly va aho? Tsy nahita an’i Jesoa Tompontsika va aho? Moa ianareo tsy asako ao amin’ny Tompo? 2 Na tsy…

1Kôr 10

Raha araka ny fahamalinana sy ny anatra omen’ny lasa teo amin’i Israely 1 Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry kristianina havana, fa tambanin’ny rahona ny razantsika rehetra; namaky ny…

1Kôr 11

1 Makà tahaka ahy, toy ny akako tahaka an’i Kristy. Ny fitafian’ny vehivavy 2 Midera anareo aho, fa sady mahatsiaro ahy amin’ny zavatra rehetra ianareo no mitana tsara ny fampianarako,…

1Kôr 12

Ireo fanomezana ara-panahy na «karisma» 1 Ary ny amin’ny fanomezam-pahasoavana, ry kristianina havana, dia tsy tiako ny tsy hahalalanareo izany. 2 Fantatrareo fa fony mbola Jentily ianareo, dia nentina tany…

1Kôr 13

1 Na dia miteny amin’ny fitenin’ny olona sy ny Anjely aza aho, nefa tsy manana ny fitiavana, dia tonga varahina maneno sy kipantsona mikarantsana fotsiny aho. 2 Na dia nahazo…

1Kôr 14

Ambaratongan’ny «karisma,» hanasoavana ny be sy ny maro 1 Miezaha mitady ny fitiavana; fa maniria koa ny zava-panahy, fa indrindra ny faminaniana. 2 Fa izay miteny amin’ny teny tsy fantatra,…