Rm 11

Ireo sisa amin’i Israely 1 Koa hoy izaho:Moa dia narian’Andriamanitra va ny olony?Sanatria izany! Fa izaho koa dia Israelita, taranak’i Abrahama, sy fokon’i Benjamina, 2 ka tsy narian’Andriamanitra ny olony,…

Rm 12

Ny fivavahana ara-panahy 1 Koa mangataka aminareo aho, ry kristianina havana, noho ny famindram-pon’Andriamanitra, samia re manolotra ny tenanareo amin’Izy Tompo, ho sorona velona, masina, ankasitrahiny; fa izany no fanompoam-panahy…

Rm 13

Fanekena ny manam-pahefana 1 Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny manam-pahefana; satria tsy misy fahefana tsy avy amin’Andriamanitra, fa voatendriny avokoa izay misy rehetra. 2 Koa izay manohitra ny…

Rm 14

Fitiavana ny malemy finoana 1 Ny amin’izay malemy finoanadia raiso izy, nefa aza mitsara ny heviny. 2 Fa misy mino ho mahazo mihinana ny zavatra rehetra; misy kosa malemy finoana,…

Rm 15

1 Isika izay matanjaka dia tokony handefitra ny fahalemen’izay osa, fa tsy hanao izay mahafaly ny tenantsika fotsiny. 2 Samia mitady izay hahafaly ny namana, amin’izay hahasoa azy, sy hahatarika…

Rm 16

Hafatrafatra sy veloma 1 Indro i Febe anabavintsika, lazaiko tsara aminareo, fa mpikarakara ny Eglizy ao Senkrea, 2 mba handraisanareo azy tsara ao amin’ny Tompo, araka ny mendrika ny olo-masina,…

1Kôr 1

Fiarahabana sy fisaorana an’Andriamanitra 1 I Paoly voaantso ho Apôstôlin’i Jesoa Kristy noho ny sitrapon’Andriamanitra, sy i Sôstena rahalahy 2 mamangy ny Eglizin’Andriamanitra any Kôrinty, dia ireo mpino nohamasinina ao…

1Kôr 2

1 Fony aho tonga tany aminareo koa, ry kristianina havana, dia tsy mba tamin-teny ambony, na tamim-pahendrenano nitoriako ny Evanjelin’Andriamanitra taminareo. 2 Fa ninia tsy nahalala zavatra hafa afa-tsy i…

1Kôr 3

1 Ary izaho, ry kristianina havana, dia tsy nahazo niteny taminareo toy ny amin’ny olona ara-panahy, fa toy ny amin’ny olona ara-batanasy mbola zaza ao amin’i Kristy. 2 Ronono no…

1Kôr 4

1 Aoka hataon’ny olona ho mpandraharahan’i Kristy izahay, sy mpitandrina ny misterin’Andriamanitra. 2 Ary raha mpitandrim-pananana, dia ny ho samy mahatoky no ilaina indrindra. 3 Raha ny amiko, dia tsy…