Rm 1

Fiarahabana 1 I Paoly mpanompon’i Kristy Jesoa, voaantso ho Apôstôly, sy voatokana hitory ny Evanjelin’Andriamanitra, – 2 izay nampanantenainy rahateo tamin’ny alalan’ny mpaminany ao amin’ny Soratra Masina, 3 momba ny…

Rm 2

Nahatezitra an’Andriamanitra indray koa ny Jody 1 Toy izany koa ianao, ry olona, na zovy na zovy ianao no mitsara, dia tsy manan-kalahatra ianao; fa amin’ny fitsarànao ny hafa, dia…

Rm 3

Teo koa ny fampanantenan’Andriamanitra 1 Koa inona àry no tombon-tsoa ananan’ny Jody, ary inona no soa azo amin’ny famorana? 2 Azo lazaina fa be ihany: voalohany, izy no nametrahana ny…

Rm 4

I Abrahama nohamarinina noho ny finoany 1 Inona àry, ny amin’i Abrahama razantsika, no holazaintsika, fa azony araka ny nofo? 2 Raha noho ny asa no nanamarinana an’i Abrahama, dia…

Rm 5

Ny fanamarinana, antoky ny famonjena 1 Koa amin’izany, efa nohamarinina noho ny finoana isika, ka mihavana amin’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tompontsika, 2 izay ahazoantsika manatona amim-pinoana izao fahasoavana itoerantsika…

Rm 6

Ny Batemy 1 Inona àry no holazaintsika: mbola hitoetra amin’ny fahotanaihany va isika, hitomboan’ny fahasoavana? 2 Sanatria izany! Hataontsika efa maty ny amin’ny fahotana ahoana no mbola ho velona aminy…

Rm 7

Afahana amin’ny Lalàna ny kristianina 1 Tsy fantatrareo va, ry hava-malala (miteny amin’ny mahalala ny Lalàna aho), fa raha mbola velona ny olona no fehezin’ny lalàna? 2 Ohatra: ny vehivavy…

Rm 8

Fiainana ao amin’ny Fanahy Masina 1 Koa ankehitriny, tsy misy fanamelohana intsony ho an’izay ao amin’i Kristy Jesoa sady tsy mandeha ara-nofo; 2 fa ny lalàn’ny Fanahin’ny aina no nanafaka…

Rm 9

Ny tombon-tsoa nomena an’i Israely 1 Milaza ny marina ao amin’i Kristy aho, ka tsy mandainga, ary ny Fanahy Masina sy ny hitsim-poko no vavolombeloko, 2 fa malahelo mafy aho,…

Rm 10

Ny Jody tsy nahalala ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra 1 Ry hava-malala, ny irin’ny foko sy angatahiko amin’Andriamanitra ho azy ireo, dia ny hahazoany famonjena. 2 Fa vavolombelon’ny fahazotoany ho an’Andriamanitra…