Asa 19
Ireo Joanita tao Efezy 1 Raha mbola tany Kôrinty i Apôlô, i Paoly kosa tonga tany Efezy rehefa nitety ny faritany ambony tany Azia. Nony nahita ny mpianatra sasany teo…
Ireo Joanita tao Efezy 1 Raha mbola tany Kôrinty i Apôlô, i Paoly kosa tonga tany Efezy rehefa nitety ny faritany ambony tany Azia. Nony nahita ny mpianatra sasany teo…
Niala tao Efezy i Paoly 1 Nony nitsahatra ny tabataba, namory ny mpianatra i Paoly, ka nananatra azy, sy nanao veloma azy, dia lasa nankany Masedônia. 2 Nitety izany faritany…
Ny niakarana tany Jerosalema 1 Nony tafasaraka tamin’izy ireo izahay, dia niondrana an-tsambo, nizotra nankany Kosy, ka ny ampitso dia tonga tao Rôdy; ary niala tao indray dia tonga tany…
Kabarin’i Paoly tamin’ny Jody tao Jerosalema 1 «Ry rahalahy sy ianareo ray, henoy ny teny alahatro aminareo ankehitriny, mba hanala tsiny ny tenako.» 2 Vao ren’ny olona fa teny hebrio…
1 Dia nibanjina ny Sanedrìna i Paoly ka nanao hoe: «Ry rahalahy ô, nitondra tena tsara teo anatrehan’Andriamanitra tamin-kitsim-po tokoa aho mandraka androany.» 2 Tamin’izay i Anania mpisorona lehibe dia…
Fitoriana tany amin’i Feliksa 1 Nony afaka hadimiana, dia tonga i Anania lehiben’ny mpisorona sy ny loholona sasany, ary mpandaha-teny anankiray atao hoe Tertolosy, hiampanga an’i Paoly amin’ny governora. 2…
I Paoly nangataka hotsarain’i Sezara 1 Nony tonga hateloana teo amin’ny faritaniny i Festosy, dia niala tao Sezarea nankany Jerosalema, 2 ka nanatona azy ny lehiben’ny mpisorona mbamin’ny loholon’ny Jody,…
1 Dia hoy i Agripà tamin’i Paoly: «Mahazo mandahatra hiaro ny tenanao ianao.» Tamin’izay, naninjitra ny tanany i Paoly, ka nandaha-teny hanala tsiny ny tenany, araka izao: Lahatenin’i Paoly teo…
Dian’i Paoly nankany Rôma 1 Raha voadidy hiondrana an-tsambo hankany Italia izahay, dia natolotra ny kapiteny anankiray atao hoe Joliosy, amin’ny antokon’i Aogosta, i Paoly sy ny mpifatotra sasany. 2…
I Paoly tao Malta 1 Efa voavonjy izahay vao nahalala fa Malta no anaran’ny nosy. Be tokoa ny soa nataon’ny tompon-tany taminay: 2 noraisiny tsara avokoa izahay rehetra; namelona afo…