Lev 21

A. Ireo mpisorona 1 Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: Mitenena amin’ny mpisorona zanak’i Aarôna ka lazao azy ireo hoe: «Aza misy mandoto tena raha misy maty eo amin’ny fireneny,…

Lev 22

A. Ny mpisorona 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 «Mitenena amin’i Aarôna sy ny zanany mba hifadiany ny zava-masina atokan’ny zanak’i Israely ho Ahy sy tsy…

Lev 23

Ireo fety mandritra ny taona 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 «Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Ireto no fety lehibeho an’i Iaveh izay…

Lev 24

A. Ny jiro mirehitra lalandava 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 «Omeo didy ny zanak’i Israely hanatitra aminao diloilo madio avy amin’ny ôliva voatoto, hamelomana ny…

Lev 25

A. Ny taona sabatìka, faha-50 1 Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy tany an-tendrombohitra Sinaia nanao hoe: 2 «Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Rehefa tafiditra any amin’ny…

Lev 26

Famintinana sy famaranana 1 «Aza manao sampy; aza manangan-tsary voasikotra, na tsangam-baton-tsampy, na manorona vato voaravaka sarin-javatra eo amin’ny taninareo, hiankohofanareo eo anatrehany; fa Izaho no Iaveh Andriamanitrareo. 2 Tandremo…

Lev 27

A. Ny olona 1 Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy nanao hoe: 2 «Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao amin’izy ireo hoe: Raha misy olona mivoady, dia an’i Iaveh ny…

Fanis 1

1. FANISAM-BAHOAKA 1 Any an’efitra Sinaia, tao an-trano lay fihaonana, tamin’ny andro voalohany amin’ny volana faharoa, taona faharoa taorian’ny nivoahana tany amin’ny tany Ejipta, dia niteny tamin’i Môizy i Iaveh…

Fanis 2

Filaharan’ny foko 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 «Ny zanak’i Israely dia samy hitoby eo akaikin’ny fanevany, sy ho eo am-pototry ny sainan’ny fokom-pianakaviany avy. Manandrify…

Fanis 3

A. Ny mpisorona 1 Izao no taranak’i Arôna sy i Môizy, tamin’ny andro nitenenan’i Iaveh tamin’i Môizy, teny an-tendrombohitra Sinaia. 2 Ny anaran’ny zanaka lahin’i Aarôna dia izao: Nadaba lahy…