Asa 9

Ny niantsoana an’i Saoly 1 Tamin’izany i Saoly, dia mbola tsy nihevitra afa-tsy ny handrahona sy hamono ny mpianatry ny Tompo, ka nanatona ny lehiben’ny mpisorona izy, 2 nangataka taratasy…

Asa 10

I Piera nankany amin’i Kôrnely, mpifehy zato rômanina 1 Ary tany Sezarea nisy lehilahy anankiray atao hoe Kôrnely, kapiteny tamin’ny antoko miaramila atao hoe Italianina. 2 Olona tia vavaka sy…

Asa 11

Nanamarina ny nataony i Piera tany Jerosalema 1 Ren’ny Apôstôly sy ireo havana iray finoana tany Jodea fa hoe nandray ny tenin’Andriamanitra koa ny Jentily. 2 Koa nony tafakatra tany…

Asa 12

Voasambotra i Piera, fa nafahan’ny Anjely 1 Tamin’izany andro izany, dia nasain’i Herôdampanjaka nosamborina mba hampahoriana ny sasany anisan’ny Eglizy. 2 Nasainy novonoina tamin’ny sabatra i Jakôba rahalahin’i Joany. 3…

Asa 13

Ny nanirahana azy mirahalahy 1 Tao amin’ny Eglizy tany Antiôkia nisy mpaminany sy mpampianatra: dia i Barnabe sy i Simeôna izay atao hoe Mainty, i Lisiosa avy any Sirena, sy…

Asa 14

Fitoriana ny Vaovao Mahafaly tany Ikonioma 1 Nony tany Ikonioma izy roa lahy, dia niara-niditra tao amin’ny sinagogan’ny Jody ka nitory teny, ary betsaka no nino, na Jody na Jentily….

Asa 15

Ady hevitra tany Antiôkia 1 Ary nisy olona avy tany Jodea nampianatra ny rahalahy hoe: «Raha tsy forana araka ny Lalàn’i Môizy ianareo, dia tsy ho voavonjy.» 2 Ka nony…

Asa 16

1 Dia tonga tany Derbe sy Listra izy, ary indro nisy mpianatra anankiray teo atao hoe Timote, zanaky ny vehivavy Jody sady mpino, fa ny rainy no Jentily. dia lasa,…

Asa 17

Fifanolanana tamin’ny Jody 1 Dia namaky an’i Anfipôlisy sy i Apôlônia izy ireo, ka tonga tany Tesalonika, izay nisy sinagogan’ny Jody. 2 Niditra tao araka ny fanaony i Paoly, ary…

Asa 18

Ny niorenan’ny Fiangonana tany Kôrinty 1 Taorian’izany, dia niala tao Atenina i Paoly ka nankany Kôrinty. 2 Ary tao izy dia nahita Jody anankiray atao hoe Akilasy teraka tany Pônto,…