Lk 24

Ny fasana foana sy ny hafatry ny Anjely 1 Nony marainakoan’ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia nankany amin’ny fasana izy ireo nitondra ny zava-manitra efa namboariny, 2 ary hitany fa…

Jn 1

1 Tamin’ny voalohany ny Teny, ary ny Teny dia tao amin’Andriamanitra, ary Andriamanitra ny Teny. 2 Tao amin’Andriamanitra tamin’ny voalohany Izy. 3 Izy no nahariana ny zavatra rehetra, ary raha…

Jn 2

Fampakaram-bady tao Kanà 1 Nony afaka hateloana dia nisy fampakaram-bady tany Kanà any Galilea, ary tao ny Renin’i Jesoa. 2 I Jesoa sy ny mpianany koa dia nasaina tao amin’ny…

Jn 3

Dinidinika tamin’i Nikôdema 1 Nisy Farisianina anankiray atao hoe Nikôdema, isan’ny lehibe tamin’ny Jody. 2 Nankao amin’i Jesoa izy nony alina ka nanao taminy hoe: «Raby, fantatray fa Mpampianatra avy…

Jn 4

Fanambaràna ny Mpamonjy an’izao tontolo izao tamin’ny Samaritanina 1 Nony fantatry ny Tompo fa ren’ny Farisianina hoe maromaro kokoa ny mpianatr’i Jesoa sy ny olona ataony batemy noho ny an’i…

Jn 5

Fanasitranana ilay malemy tao Betesdà 1 Taorian’izany, nisy andro fety tamin’ny Jody, ka niakatra tany Jerosalema i Jesoa. 2 Ary any Jerosalema ao akaikin’ny vavahadin’ny ondry, dia misy dobo anankiray…

Jn 6

Ny nampitomboana ny mofo 1 Nony afaka izanydia lasa nankany an-dafin’ny ranomasin’i Galilea, na ny farihin’i Tiberiady i Jesoa, 2 ary vahoaka be no nanaraka Azy, noho izy ireo nahita…

Jn 7

Miakatra any Jerosalema i Jesoa hankalaza ny fety sy hampianatra 1 Taorian’izany dia nitety an’i Galilea i Jesoa fa tsy nety nankany Jodea, satria nitady hahafaty Azy ny Jody. 2…

Jn 8

1 I Jesoa kosa nankany an-tendrombohitra Oliva, 2 fa nony maraina koa vao niverina tany an-Tempoly Izy, ka nanatona Azy ny vahoaka rehetra, dia nipetraka nampianatra azy ireo Izy. 3…

Jn 9

Ny nanasitranana ilay teraka jamba 1 Ary nony nandalo i Jesoa, dia nahita lehilahy anankiray izay teraka jamba, 2 ka hoy ny mpianany nanontany Azy: «Raby, iza moa no nanota,…