Mt 18

Iza no lehibe indrindra? 1 Tamin’izay, nanatona an’i Jesoa ny mpianany ary nanao taminy hoe: «Iza moa no ambony indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra?» 2 Dia niantso zazalahy kely anankiray i…

Mt 19

Momba ny fisaraham-panambadiana 1 Rehefa avy niteny izany i Jesoa dia niala tao Galilea ka tonga teny an-tsisin’i Jodea, andafin’i Jordany. 2 Vahoaka be dia be no nanaraka Azy, ary…

Mt 20

Fanoharana amin’ireo mpiasa tanimboaloboka 1 Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny lehilahy tompon-trano, izay nivoaka maraina koa hanakarama mpiasa, ho any an-tanimboalobony. 2 Ary rehefa nifanaiky tamin’ny mpiasa Izy fa…

Mt 21

Fidiran’i Jesoa Mesia tao Jerosalema 1 Ary rehefa nanakaiky an’i Jerosalema izy ireo, ka tonga tao Betifage anilan’ny tendrombohitry ny Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy i Jesoa 2 ka…

Mt 22

Fanoharana amin’ny fanasana amin’ny fampakaram-bady 1 Dia niteny indray i Jesoa nanao fanoharana tamin’ireo hoe: 2 «Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny andriamanjaka anankiray izay nanao fanasana tamin’ny fampakaram-badin’ny zanany…

Mt 23

Fihatsarambelatsihin’ny mpanora-dalàna sy ny Farisianina 1 Tamin’izay dia niteny tamin’ny vahoaka sy tamin’ny mpianany i Jesoa 2 nanao hoe: «Efa mipetraka eo amin’ny fipetrahan’i Môizy ny mpanora-dalàna sy ny Farisianina;…

Mt 24

Sasin-teny 1 Nony nivoaka avy tao amin’ny Tempoly i Jesoa ka lasa nandeha, dia nanatona Azy ny mpianany hampijery Azy ny rafitry ny Tempoly; 2 fa namaly Izy ka nanao…

Mt 25

Fanoharana amin’ireo virjiny folo 1 «Ary amin’izany ny fanjakan’ny lanitra, dia ho tahaka ny virjiny folo izay naka ny fanalany, ka lasa nitsena ny mpampakatra sy ny ampakarina. 2 Ny…

Mt 26

Tetika hamelezana an’i Jesoa 1 Ary rehefa tapi-niteny izany rehetra i Jesoa, dia nilaza tamin’ny mpianany hoe: 2 «Fantatrareo fa raha afaka indroa andro dia tonga ny Paka, ary ny…

Mt 27

I Jesoa entina eo anatrehan’i Pilaty 1 Ary nony maraina ny andro dia niara-nihevitra izay hahafaty an’i Jesoa ny lohandohan’ny mpisorona rehetra sy ny loholona; 2 ary rehefa nafatony Izy…