Mt 8
Ny nanasitranana ilay boka 1 Rehefa nidina avy tany an-tendrombohitra Izy, dia narahin’ny vahoaka betsaka. 2 Ary indro nisy lehilahy boka anankiray nanatona, dia nitsaoka Azy ka nanao hoe: «Tompo…
Ny nanasitranana ilay boka 1 Rehefa nidina avy tany an-tendrombohitra Izy, dia narahin’ny vahoaka betsaka. 2 Ary indro nisy lehilahy boka anankiray nanatona, dia nitsaoka Azy ka nanao hoe: «Tompo…
Ny nanasitranana ilay malemy 1 Ary niondrana tamin’ny sambo kely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany. 2 Dia indro nisy lehilahy anankiray malemy nandry tamin’ny fandriany nentin’ny olona teo…
Ny nanirahana ny roa ambin’ny folo lahy 1 Ary niantso ny mpianany roa ambin’ny folo lahy Izy ka nanome azy fahefana handroaka fanahy maloto, sy hanasitrana ny aretina mbamin’ny rofy…
A. FITANTARANA 1 Ary rehefa tapitra ny fampianarana nomen’i Jesoa an’ireo mpianany roa ambin’ny folo lahy ireo, dia niala tao Izy, ka nandeha nampianatra sy nitory teny tamin’ny tanàna manodidina…
Ireo salohim-bary notohazana 1 Tamin’izany andro izany i Jesoa namaky ny tanimbary tamin’ny andro sabata, ary noana ny mpianany ka nioty salohim-bary, dia nihinana; 2 fa nony nahita izany ny…
Teny fanombohana 1 Tamin’izany andro izany, rehefa nivoaka avy tao an-trano i Jesoa dia nipetraka tao amoron-dranomasina. 2 Ary be ny vahoaka nitangorona teo aminy, ka niditra teo an-tsambo kely…
I Herôda sy i Jesoa 1 Tamin’izany andro izany, dia ren’i Herôda tetrarkany lazan’i Jesoa, 2 ka hoy izy tamin’ny mpanompony: «I Joany Batista izay; efa nitsangana avy any amin’ny…
Ady hevitra momba ny lovantsofin’ny Farisianina 1 Tamin’izay nisy mpanora-dalàna sy Farisianina avy tany Jerosalema nanatona Azy ka nanao hoe: 2 «Nahoana ny mpianatrao no mandika ny lovantsofin-drazana? fa tsy…
Angatahana famantarana avy any an-danitra i Jesoa 1 Ary nanatona Azy ny Farisianina sy ny Sadoseanina haka fanahy Azy, ka nangataka taminy mba hampiseho aminy famantarana avy any an-danitra. 2…
Ny niovan’i Jesoa tarehy 1 Rehefa afaka henemana taorian’izany, nalain’i Jesoa i Piera sy i Jakôba ary i Joany rahalahiny, ka nentiny nitokana tany an-tendrombohitra avo. 2 Dia niova tarehy…