Hab 3

3. FIANTSOANA AN’ANDRIAMANITRA HIDITRA AN-TSEHATRA 1 Vavaka nataon’i Habakoka, mpaminany. Araka ny fomban-dahateny ditirambìka. 2 Iaveh ô, nandre izay nampandrenesinao aho, dia raiki-tahotra aho, Iaveh ô! Velomy ny asanao amin’ny…

Sôf 1

1 Ny tenin’i Iaveh izay natao tamin’i Sôfônia, zanak’i Kozì, zanak’i Godoliasa, zanak’i Amariaza, zanak’i Ezekiasa, tamin’ny andron’i Josiasa, zanak’i Amôna, mpanjakan’i Jodà. Ny ataon’i Iaveh mialoha eo amin’izao tontolo…

Sôf 2

Famaranana: Fiantsoana hibebaka 1 Mitombena saina, mieritrereta ao anatinareo, ry karazan’olona lany henatra, 2 alohan’ny hiterahan’ny biby sy hihelenan’ny andro toy ny mololo; alohan’ny hiharan’ny firehitry ny fahatezeran’i Iaveh aminareo,…

Sôf 3

Famelezana an’ireo mitondra ny firenena 1 Mila loza ilay miodina sy voaloto dia ny tanàna fampahoriana! 2 Tsy nisy feo nohenoiny akory, tsy nandray anatra izy, tsy niankina tamin’i Iaveh,…

Akj 1

Naorina indray ny Tempoly 1 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosampanjaka, tamin’ny volana fahenina, andro voalohan’ny volana, no nahatongavan’ny tenin’i Iaveh, tamin’ny alalan’i Akjea, mpaminany, tamin’i Zôrôbabela, zanak’i Salatiela, governora tany…

Akj 2

Ny voninahitry ny Tempoly 1 Tamin’ny volana faha-7, andro faha-21n’ny volana, tonga ny tenin’i Iaveh, tamin’ny alalan’i Akjea, mpaminany, nanao hoe: 2 Lazao amin’i Zôrôbabela, zanak’i Salatiela, governora any Jodà,…

Zak 1

Famporisihana hibebaka 1 Tamin’ny volana fahavalo, taona faharoa nanjakan’i Dariosa, ny tenin’i Iaveh dia natao tamin’i Zakaria, mpaminany, zanak’i Barakia, zanak’i Adô, nanao hoe: 2 Tezitra mafy tamin’ny razanareo i…

Zak 2

Fisehoana hita faharoa: tandroka sy mpanefy 1 Nanopy ny masoko aho, ka nahita: dia indreo nisy tandroka efatra. 2 Dia hoy aho tamin’ilay Anjely niresaka tamiko: «Inona moa ireto?» Ary…

Zak 3

Fisehoana hita fahefatra: ny nampitafiana an’i Jesosy 1 Nasehony ahy i Jesosy, mpisorona lehibe, nitsangana teo anatrehan’ilay Anjelin’i Iaveh, ary i Satana nitsangana teo ankavanan’iomba hanohitra azy. 2 Dia hoy…

Zak 4

Fisehoana hita fahadimy: ny fanaovan-jiro sy ireo fototr’ôliva 1 Niverina ilay Anjely niresaka tamiko, ary nofohaziny, toy ny famoha olo-matory, aho, 2 sy nilazany hoe: «Inona no hitanao?» Ka hoy…