Ezek 47
Loharano avy ao amin’ny Tempoly 1 Nentiny niverina ho eo amin’ny varavaran’ny tranoindray aho. Ary indro nisy rano nivoakaavy ao ambanin’ny tokonan’ny trano, amin’ny lafiny atsinanana, fa nitodika niantsinanana ny…
Loharano avy ao amin’ny Tempoly 1 Nentiny niverina ho eo amin’ny varavaran’ny tranoindray aho. Ary indro nisy rano nivoakaavy ao ambanin’ny tokonan’ny trano, amin’ny lafiny atsinanana, fa nitodika niantsinanana ny…
Fizaràna ny Tany Masina 1 Izao no anaran’ny foko: Hatramin’ny tendrony avaratra manaraka ny lalan’i Hetalôna ho any Hamata, Hatzera-Enôna, ny sisin-tanin’i Damasa mianavaratra, manaraka ny lavan’i Hamata, izao avy…
NY ZANAKY NY HEBRIO ANY AN-DAPAN’I NABOKODONOZORO 1 Tamin’ny taona fahatelonanjakan’i Jôakima, mpanjakan’i Jodà, tonga i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilônahamely an’i Jerosalema, ka nanao fahirano azy. 2 Natolotry ny Tompo, ho…
ILAY SARIVONGANA VITA AMIN’NY ZAVATRA SAMY HAFA 1 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Nabokodonozora, nanonofy i Nabokodonozora, ka nitebiteby ny fanahiny, ary tsy nahita tory intsony izy. 2 Nampanalain’ny mpanjaka ny…
Nanangana sarivongana volamena i Nabokodonozora 1 Ary i Nabokodonozora mpanjaka nanao sariolona volamena enimpolo hakihony haavony, enina hakiho ny sakany, natsangany teo amin’ny tanilemaka Doràao amin’ny faritanin’i Babilôna. 2 Dia…
Mitantara ny nofiny i Nabokodonozora 1 Izaho Nabokodonozora, sady niadana tao an-tranoko no nitombo laza tao an-dapako. 2 Nanonofy zavatra nampatahotra ahy aho, ka nitebiteby azon’ny eritreritro teo am-pandriako, sy…
Fanasan’i Baltasara 1 Nanao fanasana lehibe i Baltasarampanjaka, ho an’ny tompomenakeliny arivo lahy: ary nisotro divay teo anatrehan’ireo arivo lahy izy. 2 Nentanin’ny divay i Baltasara, dia nampaka ny kapoaka…
1 Ary ny fanjakana noraisin’i Dariosa, ilay Meda, izay efa tokony ho 62 taona ny andro niainany. Fialonan’ireo solo-mpanjaka 2 Sitrak’i Dariosa ny hanendry solo-mpanjaka 120, hizarazarany ny fanjakana manontolo….
Fahitana an’ireo zava-manana aina 1 Tamin’ny taona voalohanynanjakan’i Baltasara, mpanjakan’i Babilôna, nanonofy sy nahita fahitana tao an-tsainy i Daniela, nony tao am-pandriana izy. Dia nosoratany tatỳ aoriana ny nofy, notantarainy…
Ny fahitana 1 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Baltasara mpanjaka, nisy fahitana niseho tamiko izaho Daniela, taorian’ilay niseho tamiko taloha. 2 Ary nahita aho tamin’ny fahitana, ary nony nijery aho dia…