Ezek 37

Ireo taolam-paty maina 1 Tonga tamiko ny tanan’i Iavehka nentin’i Iaveh nivoaka am-panahy aho, dia napetrany teo amin’ny tany lemaka feno taolana. 2 Nentiny nandeha teo akaikin’ireo manodidina azy aho….

Ezek 38

Teny mamely an’i Goga mpanjakan’i Magôga 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, atodiho mankany Goga ny tavanao, any amin’ny tany Magôga, izay mpanapaka ambony any…

Ezek 39

1 Ary ianao, ry zanak’olona, maminania ny hamelezana an’i Goga, ka lazao hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Indro Aho ho avy hamely anao, ry Goga, mpanapaka lehiben’i Mosòka sy…

Ezek 40

Ny tempoly vaovao 1 Tamin’ny taona faha-25n’nynahababo antsika, tamin’ny fiandohan’ny taona, andro fahafolon’ny volana, taona faha-14n’ny naharavan’ny tanàna, tonga tamiko androtr’izay ihany ny tanan’i Iaveh, ka nitondra ahy ho any…

Ezek 41

Ilan’ny Tempoly: Ekala 1 Dia nentiny ho ao amin’ny tempoly aho, ary norefesiny ny andriny, ka enina hakiho ny sakany amin’ny lafiny iray, enina hakiho koa ny sakany amin’ny lafiny…

Ezek 42

efitrano sy tamboho 1 Nentin-dralehilahy nivoaka nianavaratra aho, ho ao amin’ny kianja ivelany, dia nentiny ho ao amin’ny efitrano manatrika ny fitoerana foana sy ny rindrina eo amin’ny avaratra. 2…

Ezek 43

Fiverenan’i Iaveh 1 Dia nentiny ho eo am-bavahady aho, eo amin’ilay vavahady mitodika miantsinanana. 2 Ary indro, tamy avy any atsinanana ny voninahitry ny Andriamanitr’i Israely. Ny feony, tahaka ny…

Ezek 44

Fandehanana eo amin’ny alo-baravarana atsinanana 1 Dia nentiny niverina aho, tamin’ny lalana mankamin’ny alo-baravarana ivelany amin’ny fitoerana masina mitodika miantsinanana; nikatona io. 2 Ary hoy i Iaveh tamiko: Hikatona ity…

Ezek 45

Zara tany. Ny anjaran’i Iaveh 1 Rehefa mizara ny tany amin’ny filokana ianareo, hanananareo azy, dia manokàna anjara masina amin’ny tany, mba ho fanatitra ho an’i Iaveh: 25.000 hakiho ny…

Ezek 46

Ny sabata sy ny tsinam-bolana 1 Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Hikatona ny alo-baravarana amin’ny kianja anatiny mitodika miantsinanana, amin’ny andro enina azo iasana; fa hivoha kosa izy amin’ny andro…