Zak 11

1 Vohay ny vavahadinareo, ry Libàna, ary koa ho levon’ny afo ny sederanao! 2 Midradradradrà, ry sipresa, fa lavo ny sedera, voasimba ny hazo tsara mahagaga. Midradradradrà, ry oaka ao…

Zak 12

Fanafahana an’i Jerosalema sy fanavaozana azy 1 Didim-pitsarana. Tenin’i Iaveh amin’i Israely. Teny marin’i Iaveh, izay namelatra ny lanitra sy nanorina ny tany, ary namorona ny fanahin’ny olombelona ao anatiny:…

Zak 13

1 Amin’izany andro izany, hisy loharano hisokatra, ho an’ny taranak’i Davida sy ny mponina ao Jerosalema, hanasa ny fahotana amam-pahalotoana. 2 Ary hisy zavatra toy izao amin’izany andro izany, –…

Zak 14

Ady any am-parany; famirapiratan’i Jerosalema 1 Indro misy andro ho avy ho an’i Iaveh ka ny babo aminao hozaraina eo afovoanao. 2 Hangoniko eo anoloan’i Jerosalema ny firenena rehetra hiady,…