Zak 1

Famporisihana hibebaka 1 Tamin’ny volana fahavalo, taona faharoa nanjakan’i Dariosa, ny tenin’i Iaveh dia natao tamin’i Zakaria, mpaminany, zanak’i Barakia, zanak’i Adô, nanao hoe: 2 Tezitra mafy tamin’ny razanareo i…

Zak 2

Fisehoana hita faharoa: tandroka sy mpanefy 1 Nanopy ny masoko aho, ka nahita: dia indreo nisy tandroka efatra. 2 Dia hoy aho tamin’ilay Anjely niresaka tamiko: «Inona moa ireto?» Ary…

Zak 3

Fisehoana hita fahefatra: ny nampitafiana an’i Jesosy 1 Nasehony ahy i Jesosy, mpisorona lehibe, nitsangana teo anatrehan’ilay Anjelin’i Iaveh, ary i Satana nitsangana teo ankavanan’iomba hanohitra azy. 2 Dia hoy…

Zak 4

Fisehoana hita fahadimy: ny fanaovan-jiro sy ireo fototr’ôliva 1 Niverina ilay Anjely niresaka tamiko, ary nofohaziny, toy ny famoha olo-matory, aho, 2 sy nilazany hoe: «Inona no hitanao?» Ka hoy…

Zak 5

Fisehoana hita fahenina: ilay boky manidina 1 Natopiko indray ny masoko, ka nahita aho: Ary indro nisy horonan-taratasy nanidina. 2 Ary hoy izy tamiko: «Inona no hitanao?» Ka hoy aho:…

Zak 6

Fisehoana hita fahavalo: ireo kalesy 1 Natopiko indray ny masoko ka nahita aho: Dia indro kalesy efatra nivoaka avy tao anelanelan’ny tendrombohitra roa, ary tendrombohitra varahinaireo tendrombohitra ireo. 2 Ny…

Zak 7

Momba ny fifadian-kanina 1 Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Dariosa, tonga tamin’i Zakaria ny tenin’i Iaveh, tamin’ny andro fahefatry ny volana fahasivy, volana Kasleo. 2 Naniraka an’i Sarasara sy i Rogomeleky…

Zak 8

Fanantenam-pamonjena hoentin’ny Mesia 1 Tonga ny tenin’i Iavehn’ny tafika, nanao hoe: 2 Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: «Saro-piaro dia saro-piaro an’i Siôna Aho, sady entim-pahatezerana mafy Aho noho ny aminy.»…

Zak 9

Ny tany vaovao 1 Teny fitsarana. Tenin’i Iaveh mamely ny tany Hadràky; ary ao Damasa no ho fonenany, – fa ny mason’i Iaveh dia eo amin’ny olona, sy eo amin’ny…

Zak 10

Firaiketam-po amin’i Iaveh 1 Mangataha amin’i Iaveh ny ranonorana amin’ny lohataona. Satria fa i Iaveh no manao ny helatra; ka homeny ranonorana be izy ireo, ary ahitra, eny an-tsahan’izy rehetra…