Ton 1

LOHATENY SY TENY VOALOHANY 1 Tononkira dia tononkira, nataon’i Salômôna. Ny ampakarina 2 Hanoroka ahy amin’ny fanorohan’ny vavany anie izy! Fa tsara noho ny divay ny fitiavanao; 3 soa ny…

Ton 2

Ampakarina 1 Izaho, dia narsisa any Arôna, lisy eny an-dohasaha. Mpampakatra 2 Toy ny lisy eo afovoan’ny tsilo, ny malalako eo amin’ny zazavavy. Ampakarina 3 Toy ny foto-pôma any afovoan’ny…

Ton 3

1 Teo am-pandriako aho, nony alina, nitady ilay malalan’ny fanahiko; nitady azy aho, fa tsy nahita… 2 Ka hoy aho anakampoko: «Andeha hifoha aho hitetitety ny tanàna, ny lalam-be sy…

Ton 4

1 Eny, tsara tarehy ianao, ry malalako; eny tsara tarehy ianao. Masom-boromahailala ny masonao saronan’ny voalinao; ny volonao toy ny andian’osivavy, miantsampitsampy eny ankisolosolon’ny tendrombohitr’i Galaada. 2 Ny nifinao, toy…

Ton 5

Mpampakatra 1 Efa tafiditra ny tanimboliko aho, ry anabaviko voafofo, efa nioty ny mirako aman-java-manitra aho; efa nihinana ny toho-tantely aman-tanteliko aho…! efa nisotro ny divay aman-drononoko aho…! Mihinàna, ry…

Ton 6

Antoko-mpihira 1 Lasa nankaiza ny malalanao, ry tsara tarehy indrindra amin’ny vehivavy? Nitodika nankaiza ny malalanao, hiarahanay aminao hitady azy? Ampakarina 2 Lasa nidina any an-tanimboliny ny malalako, dia any…

Ton 7

Antoko-mpihira 1 Miverena, miverena ry Solamita. Miverena, miverena, mba hijerenay anao. Mpampakatra Ahoana ianareo no mijery ny Solamita tahaka ny dihy any Makanaima. Antoko-mpihira 2 Endrey izany hatsaran’ny tongotrao misy…

Ton 8

1 Endrey naninona re no tsy anadahiko ianao, nitsentsitra ny nonon’ineny? fa raha tojo anao eny ivelany eny aho, dia hanoroka anao, nefa tsy hahazo fanesoana amin’izany. 2 Hitondra anao…