Tob 1
1 I Tobiadia avy amin’ny fokon’i Neftalì, sy avy amin’ny tanànan’i Neftalì anankiray, izay any Galilea ambony, eo ambonin’i Naasôna, ao ankoatra ny lalana miankandrefana, ka eo ankavanan’ny tanànan’i Sefeta….
1 I Tobiadia avy amin’ny fokon’i Neftalì, sy avy amin’ny tanànan’i Neftalì anankiray, izay any Galilea ambony, eo ambonin’i Naasôna, ao ankoatra ny lalana miankandrefana, ka eo ankavanan’ny tanànan’i Sefeta….
2. Izy jamba 1 Tatỳ aorian’izany, tonga ny anankiray amin’ny fetin’ny Tompo, ary nanomanana sakafo lehibe tao an-tranon’i Tobia, 2 ka hoy izy tamin’ilay zanany: «Mandehana ary mitondrà mankatỳ olona…
1 Velon-tsento i Tobia tamin’izay ka rafitra nivavaka tamin-dranomaso, nanao hoe: 2 «Marina Ianao, ry Tompo, marina avokoa ny fitsarànao, antra sy hitsiny aman-drariny, ny lalànao rehetra. 3 Koa ankehitriny,…
4. I Tobia 1 Nataon’i Tobia fa nekena ny fangatahanyka dia efa ho faty izy; koa nantsoiny hankeo aminy i Tobia zanany, 2 dia hoy izy taminy: «Henoy ny teny…
5. Ilay namana 1 Tamin’izay dia hoy ny navalin’i Tobia an-drainy: «Hataoko avokoa izay rehetra nasainao hataoko, ry dada. 2 Fa izay hahazoako mandray izany vola izany no tsy fantatro….
6. Ilay hazandrano 1 Dia lasa i Tobia, nanaraka azy ny alika; ary teo amin’ny ony Tigrano nijanonany voalohany. 2 Nidina ndeha hanasa tongotra kosa izy ka inty nisy hazandrano…
7. I Ragoela 1 Dia niditra tao amin-dRagoela izy ireo, ka noraisiny tamin-kafaliana. 2 Vao nahita an’i Tobia i Ragoela, dia hoy izy tamin’i Anàvadiny: «Akory izany fitovin’ity zazalahy amin’ilay…
8. Ilay fasana nototofana 1 Nony vita ny sakafo, dia nentin’izy ireo ho ao amin’i Sarà razazalahy. 2 Tsaroan’i Tobia ny tenin’ny Anjely, ka nangalany ny atin-kazandrano tao an-kitapony, nataony…
9. Fampakaram-bady 1 Ary tamin’izay dia nantsoin’i Tobia ho any aminy ity Anjely nataony ho olombelona ihany, ka hoy izy taminy: «Ry Azariasa rahalahiko, masìna ianao, henoy kely ny teniko;…
1 Nony mbola nahemotremotr’i Tobia ny fiaingany, azon’ny fampakaram-bady, dia velona ahiahy erỳ i Tobia rainy: «Avy amin’inona, hoy izy anakampo, no tratra ela ny zanako? Inona no antony mitana…