Tit 1

Fiarahabana 1 Izaho Paoly, mpanompon’Andriamanitra sy Apôstôlin’i Jesoa Kristy momba ny finoan’ny olom-pinidin’Andriamanitra sy ny fahalalana tsara ny marina izay mahasoa ny fanahy, 2 noho ny fanantenana ny fiainana mandrakizay…

Tit 2

Adidy manokana amin’ny sokajin’ny mpino sasany 1 Fa ianao kosa, milazà mety araka ny fampianarana marina; 2 amin’ny lehilahy lehibe, mba hahalala onony, mendrika, malina, mijoro tsara amin’ny finoana sy…

Tit 3

Adidin’ny mpino amin’ny ankapobeny 1 Ampahatsiarovy ny mpino fa adidin’izy ireo ny manaiky ny mpanapaka sy ny manam-pahefana, ka tsy maintsy manoa azy ireo izy sy vonon-kanao ny asa soa…