Sal 81
Eo amin’ny fankalazana ny trano lay, tabernakla 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny Gitianina. Nataon’i Asafa. 2 Manaova hira fifaliana ho fankalazana an’Andriamanitra herintsika. Manaova hobim-pifaliana ho fankalazana ny Andriamanitr’i…
Eo amin’ny fankalazana ny trano lay, tabernakla 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny Gitianina. Nataon’i Asafa. 2 Manaova hira fifaliana ho fankalazana an’Andriamanitra herintsika. Manaova hobim-pifaliana ho fankalazana ny Andriamanitr’i…
Hanoherana an’ireo mpitsara tsy marina 1 Fihirana nataon’i Asafa. Eo amin’ny fiangonan’ny Tsitoha, Andriamanitra; namoaka ny teniny eo afovoan’ireo andriamanitra izy: 2 Mandra-pahoviana no hanaovanareo fitsarana tsy marina? 3 Omeo…
Hanoherana an’ireo fahavalon’i Israely 1 Fihirana. Salamon’i Asafa. 2 Ry Andriamanitra ô, aza dia mijanom-potsiny; aza mangina na mitsahatra, ry Andriamanitra! 3 Fa indreto mikofokofoka amim-pitabatabana ny fahavalonao, misolanandrana erỳ…
Hira fivahiniana masina 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny Gitiena. Salamon’ny zanak’i Kôre. 2 Mahatehotia loatra ny fonenanao, Ry Iavehn’ny tafika! 3 Trotraka ny fanahiko misento, manina ny kianjan’i Iaveh;…
Vavaka fangatahana fandriam-pahalemana 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’ny zanak’i Kôre. 2 Ry Iaveh ô, efa nanambina ny taninao Ianao, nampody ireo voababo teo amin’i Jakôba; 3 namela ny heloky…
Vavaka raha tojo fitsapana 1 Vavak’i Davida. Mandrenesa, ry Iaveh, ekeo vavaka aho, fa ory sy mahantra aho. 2 Arovy ny fanahiko, fa tia vavaka aho, vonjeo ny mpanomponao, ry…
I Siôna renin’ny vahoaka 1 Salamon’ny zanak’i Kôre. Fihirana. Nanorina azy teo an-tendrombohitra masina Izy. 2 Ny vavahadin’i Siônadia tian’i Iaveh, mihoatra noho ny fonenan’i Jakôba rehetra. 3 Zava-malaza maro…
Vavaka anatin’ny fijaliana lalina 1 Fihirana. Salamon’ny zanak’i Kôre. Ho an’ny mpampianatra hira. Hiraina amin’ny feo mitaraina. Fihiranan’i Hemàna, Ezrahita. 2 Ry Iaveh, Andriamanitry ny famonjena ahy ô, raha mitaraina…
Antsa sy Vavaka amin’Andriamanitra mahatoky 1 Fihirana nataon’i Etàna, Ezrahita. 2 Te hihira mandrakizay ny hatsaram-pon’i Iaveh aho: hanambara ny fahamarinanao amin’ny taranaka rehetra, ny vavako. 3 Fa hoy aho:…
Malia ny olombelona 1 Vavak’i Môizy, olon’Andriamanitra. Tompo ô, Ianao no aronay amin’ny taona rehetra mifandimby. 2 Talohan’ny namoronanao ny tendrombohitra, sy niterahanao ny tany sy izao rehetra izao: dia…