Sal 71
Vavak’olona antitra 1 Ianao, ry Iaveh, no nataoko fialofako, aoka tsy ho menatra na oviana na oviana aho! 2 Vonjeo amin’ny fahamarinanao aho, ka afaho! Atongilano amiko ny sofinao, ka…
Vavak’olona antitra 1 Ianao, ry Iaveh, no nataoko fialofako, aoka tsy ho menatra na oviana na oviana aho! 2 Vonjeo amin’ny fahamarinanao aho, ka afaho! Atongilano amiko ny sofinao, ka…
Ilay mpanjaka nampanantenaina 1 Nataon’i Salômôna. Ry Andriamanitra ô; tolory ny fitsarànao, ny mpanjaka, ary ny fahamarinanao, ny zanaky ny mpanjaka. 2 Aoka hitondra ny vahoakanao, araka ny rariny, sy…
Fitsarana farany 1 Salamon’i Asafa. Eny, tsara fo Andriamanitra amin’i Israely sy amin’izay madio fo! 2 Kanefa saika nikoy aho, saika nibolisatra ny tongotro. 3 Fa sosotra tamin’ny tsy mpivavaka…
Fitomaniana nony voaroba ny Tempoly 1 Fihirana nataon’i Asafa. Ry Andriamanitra ô, nahoana no dia nanary anay mandrakizay Ianao? sy mirehitra amin’ny ondry ao amin’ny tanim-bilonao ny hatezeranao? 2 Tsarovy…
Andriamanitra mpitsara: manetry ary manandratra 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Aza mandrava. Salamon’i Asafa. Fihirana. 2 Midera Anao izahay, ry Andriamanitra, midera Anao izahay; akaiky ny Anaranao, mitory ny zava-mahagaga…
Fiderana an’Andriamanitra mahatahotra 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin’ny zava-manenotendrena. Salamon’i Asafa. Fihirana. 2 Nilaza tena teo amin’i Jodà Andriamanitra, malaza eo amin’i Israely ny Anarany. 3 Ao Salema…
Fandinihana ny andro lasan’i Israely 1 Ho an’ny mpampianatra hira… Iditona. Salamon’i Asafa. 2 Miakatra ho any amin’Andriamanitra ny feoko, ka mitaraina aho; miakatra ho any amin’Andriamanitra ny feoko: aoka…
Fianarana horaisina amin’ny tantaran’i Israely 1 Fihirana nataon’i Asafa. Henoy ny fampianarako, ry vahoakako, atongilano amin’ny tenin’ny vavako, ny sofinao. 2 Hiloa-bava hilaza oha-teny aho, hamoaka ny zava-miafinatamin’ny fahataloha aho….
Fitarainan’ny firenena 1 Salamon’i Asafa. Ry Andriamanitra ô, ibosesehan’ny firenena ny lovanao, ka ny tempolinao masina nolotoiny; i Jerosalema nataony korontam-bato; 2 Ny fatin’ny mpanomponao, natolony hohanin’ny voromanidina, ary ny…
Fivavahana mba hiarenan’i Israely 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny Lisin’ny vavolombelona. Salamon’i Asafa. 2 Ry mpiandry an’i Israely ô, mihainoa! Ianao izay mitondra an’i Josefatoy ny andian’ondry, Ianao izay…