Sal 61

Vavak’olona voasesitany 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin’ny zava-maneno tendrena. Nataon’i Davida. 2 Andriamanitra ô, henoy ny fitarainako, mihainoa tsara ny fivavahako. 3 Mitaraina aminao aho atỳ am-paran’ny tany,…

Sal 62

Andriamanitra, hany fanantenana 1 Ho an’ny mpampianatra hira… Iditona. Salamon’i Davida. 2 Eny, Andriamanitra no iantombenan’ny fanahiko amim-piadanana, Izy no iavian’ny famonjena ahy. 3 Eny, Vatolampiko amam-pamonjena ahy Izy, Trano…

Sal 63

Faniriana an’Andriamanitra 1 Salamon’i Davida. Fony izy tany an’efitr’i Jodà. 2 Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao, mitady Anao aho hatramin’ny vao maraina; mangetaheta Anao ny fanahiko, manina Anao ny nofoko, ao…

Sal 64

Sazin’ny mpanendrikendrika 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. 2 Andriamanitra ô, henoy ny feoko, raha mampandre ny fitarainako aho, arovy amin’ny fahavalo mampitahotra ahy ny aiko. 3 Fefeo aho,…

Sal 65

Antsa fisaorana 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. Fihirana. 2 Ianao no mendrika hoderaina, ry Andriamanitra, any Siôna, ho an’ny voninahitrao no anefan’ny olona voady. 3 Ianao, izay mihaino…

Sal 66

Fisaorana ampahibemaso 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Fihirana. Salamo. 2 Manaova hobin-kafaliana mankamin’Andriamanitra, ry tany rehetra; hirao ny voninahitry ny Anarany, ataovy manetriketrika ny fankalazana Azy. 3 Lazao amin’Andriamanitra hoe:…

Sal 67

Fiaraha-mivavaka rehefa avy nijinja 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin’ny zava-maneno tendrena. Salamo. Fihirana. 2 Hanambina sy hitahy antsika anie Andriamanitra! hampamirapiratra ny Tavany amintsika anie Izy! – Selà…

Sal 68

Hira fandresen’i Israely 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. Fihirana. 2 Aoka hitsangana Andriamanitra, ka hiely ny fahavalony, ary handositra ny Tavany, ireo mankahala Azy. 3 Tahaka ny fisàvan’ny…

Sal 69

Fitomaniana 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny lisy. Nataon’i Davida. 2 Vonjeo aho, ry Andriamanitra, fa tafahatra amin’ny aiko ny rano! 3 Tafalentika amin’ny fotaka mandrevo aho, ka tsy misy…

Sal 70

Antso vonjy mafy 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’i Davida. Ho fampahatsiarovana. 2 Ry Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy! Tompo ô, faingàna hamonjy ahy! 3 Aoka ho menatra sy hangaihay,…