Sal 51
Fifonana 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamo nataon’i Davida, 2 fony i Natàna mpaminany nankao aminy, nony efa nandeha tamin’i Betsabea izy. 3 Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko, araka ny…
Fifonana 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamo nataon’i Davida, 2 fony i Natàna mpaminany nankao aminy, nony efa nandeha tamin’i Betsabea izy. 3 Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko, araka ny…
Fitsàran’ny matokitoky foana 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Hira nataon’i Davida, 2 fony i Dôega, Edômita, tonga nilaza tamin’i Saola hoe: Nankany an-tranon’i Akimeleka i Davida. 3 Ahoana no mirehareha…
Ny olona tsy misy an’Andriamanitra 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny feo mitaraina. Hiran’i Davida. 2 Ny adala manao anakampo hoe: «Tsy misy Andriamanitra!» Efa simba izy ireo, nanao heloka…
Fiantsoana ny fitsaràn’Andriamanitra 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin’ny zava-maneno tendrena. Hiran’i Davida. 2 Fony ny Zifeanina tonga nilaza tamin’i Saola hoe: «Miery any aminay i Davida.» 3 Vonjeo…
Vavaky ny enjehina 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin’ny zava-maneno tendrena. Hiran’i Davida. 2 Henoy ny fivavahako, ry Andriamanitra, aza iambohoanao ny fitarainako. 3 Henoy aho, ary valio koa!…
Tsy hidaboka ny mitoky amin’Andriamanitra 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ilay Voromahailala gina any an-tany lavitra. Hiran’i Davida. Fony izy nosamborin’ny Filistinina tany Geta. 2 Mamindrà fo amiko, ry Andriamanitra,…
Hodidinina «liona» 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Aza mandrava.Hiran’i Davida, fony izy nenjehin’i Saola, niery tao amin’ny zohy. 2 Mamindrà fo amiko Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko, fa ao aminao…
Ilay hitsara ny mpitsara eto an-tany 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Aza mandrava. Hiran’i Davida. 2 Ny tsy fitenenana va no amoahanareo fitsarana? Araka ny rariny va no itsaranareo, ry…
Lanio harena ny ratsy fanahy 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Aza mandrava. Hiran’i Davida. Fony i Saola naniraka hiambina ny tranony, hamonoany azy. 2 Afaho amin’ny fahavaloko aho, Andriamanitra ô,…
Vavaky ny firenena nony resy 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny Lisin’ny vavolombelona.Hira nataon’i Davida, hampianarina. 2 Fony izy niady tamin’ny Sirianinaany Mesôpôtamia sy ny Sirianina any Sobà; sy tamin’ny…