Sal 41
Vavaky ny marary tsy misy mpikarakara 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. 2 Sambatra ny miahy ny mahantra, fa hovonjen’i Iaveh amin’ny andro fahoriana izy. 3 Harovan’i Iaveh sy…
Vavaky ny marary tsy misy mpikarakara 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. 2 Sambatra ny miahy ny mahantra, fa hovonjen’i Iaveh amin’ny andro fahoriana izy. 3 Harovan’i Iaveh sy…
Tarainan’ny Levita voasesitany 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Fihirana nataon’ny taranak’i Kôre, izay nenti-ko babo tany Babilôna. 2 Toy ny anirian’ny serfa ny loharano no anirian’ny fanahiko Anao, Andriamanitra ô!…
SALAMO 43 (Volgata 42) 1 Omeo rariny aho, Andriamanitra ô; iandraiketo ny adiko amin’ny firenena mpamadika, afaho amin’ny olona mpamitaka sy mpanao ratsy aho! 2 Fa Ianao no Andriamanitry ny…
Fitomanian’ny firenena 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’ny taranak’i Kôre. Fihirana. 2 Andriamanitra ô, ny sofinay mandre, ny razanay nitantara taminay, ny asa nataonao tamin’ny androny, tamin’ny andro fahataloha. 3…
Fankalazana ny fanambadian’ny mpanjaka 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny lisy. Nataon’ny taranak’i Kôre. Hiram-pitiavana. 2 Hira mahafinaritra no miboiboika avy ao am-poko; hoy aho: Ho an’ny mpanjaka anankiray no…
Eo amintsika Andriamanitra 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’ny taranak’i Kôre. Amin’ny feon’ny virjiny.- Hira. 2 Andriamanitra no arontsika sy herintsika, famonjena azo mandrakariva amin’ny fahoriana. 3 Noho izany, tsy…
I Iaveh Mpanjakan’i Israely sy Mpanjakan’izao tontolo izao 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’ny taranak’i Kôre. Salamo. 2 Mitehafa tanana ianareo rehetra, ry vahoaka isany, miderà an’Andriamanitra amin’ny hobim-pifaliana! 3…
I Siôna tendrombohitr’Andriamanitra 1 Fihirana. Salamon’ny taranak’i Kôre. 2 Lehibe i Iaveh, Izy no alehan’ny fiderana rehetra, ao an-tanànan’ny Andriamanitsika, amin’ny tendrombohitra masina. 3 Mitsangana mahafinaritra, fifalian’ny tany rehetra, ny…
Zava-poana ny harena 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’ny taranak’i Kôre. 2 Mihainoa izao, ianareo rehetra, ry vahoaka isany; manongilàna sofina ianareo rehetra, ry mponina amin’izao tontolo izao, 3 na…
Fivavahana ara-panahy 1 Salamon’i Asafa. Miteny Andriamanitra, Elohima, Iaveh, manainga ny tany, hatramin’ny fiposahan’ny masoandro, ka hatramin’ny filentehany. 2 Avy ao Siôna, fahatsaran-tarehy lavorary, no amirapiratan’Andriamanitra. 3 Avy ny Andriamanitsika,…