Sal 31
Vavaky ny tra-pahoriana 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. 2 Iaveh ô, Ianao no nataoko fialofako; aoka tsy ho menatra aho na oviana na oviana! vonjeo amin’ny fahamarinanao aho….
Vavaky ny tra-pahoriana 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. 2 Iaveh ô, Ianao no nataoko fialofako; aoka tsy ho menatra aho na oviana na oviana! vonjeo amin’ny fahamarinanao aho….
Hasambaran’izay mibaboka heloka 1 Nataon’i Davida. Fisaintsainana masina. Sambatra izay voaesotra ny helony, sy voavela ny fahotany. 2 Sambatra ny olona tsy tanan’i Iaveh heloka, izay tsy misy fitaka ny…
Antsa ho an’Andriamanitra Mpitsimbina 1 Mifalia ao amin’i Iaveh ianareo, ry olo-marina; fa ny midera no fanao mendrika ny olo-mahitsy. 2 Miderà an’i Iaveh amin’ny harpa, mihirà ho azy amin’ny…
Fiderana ny rariny ataon’Andriamanitra 1 Nataon’i Davida, tamin’izy nody adalateo anatrehan’i Abimeleka, ka noroahiny izy, dia lasa. 2 Te hisaotra an’i Iaveh mandrakariva aho; ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana…
Vavak’olo-marina enjehina 1 Nataon’i Davida. Ry Iaveh ô, mameleza an’izay mamely ahy; miadia amin’izay miady amiko. 2 Raiso ny ampinga kely aman-dehibe, ka mitsangàna Ianao hamonjy ahy! 3 Tsoahy ny…
Haratsian’ny mpanota sy hatsaram-pon’Andriamanitra 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’i Davida mpanompon’i Iaveh. 2 Ny tsy fahamarinanao miteny amin’ny ratsy fanahy ao am-pony; ny fahatahorana an’Andriamanitra tsy mba eo imasony….
Ny anjaran’ny olo-marina sy ny meloka 1 Nataon’i Davida. Aza tezitra noho ny amin’ny mpanao ratsy, na mitsiriritra ny toetr’izay mpanao heloka. 2 Fa hojinjaina faingana tahaka ny ahitra ireny,…
Vavaka raha sendra ny mahory 1 Salamon’i Davida. Ho fampahatsiarovana. 2 Ry Iaveh ô, aza mamay ahy amin’ny fahatezeranao; aza manasazy ahy amin’ny fahaviniranao. 3 Fa nahavoa ahy ny zana-tsipìkanao;…
Tsinontsinona ny olombelona eo anatrehan’Andriamanitra 1 Ho an’ny mpampianatra hira, ho an’i Iditona. Hiran’i Davida. 2 Hoy aho: «Hitandrina ny lalako aho, sao manota amin’ny lelako. Asiako hidiny ny vavako,…
Fisaorana sy antso vonjy 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’i Davida. Salamo. 2 I Iaveh no nametrahako ny fanantenako rehetra; nitongilana tamiko Izy, nihaino ny fitarainako. 3 Notsoahany tamin’ny lavaka…