Sal 21
SALAMO 21 (Volgata 20) Fisaorana noho ny vitan’ny mpanjaka 1 Ho an’ny mpampianatra hira. – Salamon’i Davida. 2 Ry Iaveh, mifaly amin’ny herinao ny mpanjaka; endrey ny haben’ny firavoravoany amin’ny…
SALAMO 21 (Volgata 20) Fisaorana noho ny vitan’ny mpanjaka 1 Ho an’ny mpampianatra hira. – Salamon’i Davida. 2 Ry Iaveh, mifaly amin’ny herinao ny mpanjaka; endrey ny haben’ny firavoravoany amin’ny…
Fijalian’ny olo-marina sy fanantenany 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Momba ny Serfavavin’ny mazava atsinanana.Salamon’i Davida. 2 Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nahoana no nilaozanao aho? Mitaraina aho, nefa mijanona lavitra ahy…
Ny mpiandry ondry tsara 1 Salamon’i Davida. I Iaveh no mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho. 2 Mampandry ahy eo amin’ny vilona maitso Izy, mitondra ahy ho eo amoron-drano mampangatsiatsiaka; 3…
Fombam-pivavahana fidirana amin’ny toerana masina 1 Salamon’i Davida. An’i Iaveh ny tany, mbamin’izay rehetra ao aminy, izao tontolo izao mbamin’ny mponina rehetra ao aminy. 2 Fa Izy no nanorina azy,…
SALAMO 25 (Volgata 24) 1 Salamon’i Davida. Ianao, ry Iaveh, no anandratako ny fanahiko, ry Andriamanitra ô! 2 Ianao no itokiako, aoka tsy ho menatra aho, aoka tsy hifalian’ny fahavaloko…
Vavaky ny tsy manan-tsiny 1 Nataon’i Davida. Tsarao aho, ry Iaveh, fa nandeha tamin’ny tsy fananan-tsiny aho, I Iaveh no itokiako ka tsy hangozohozo aho. 2 Tsapao toetra aho, ry…
Eo anilan’Andriamanitra tsy misy ahina 1 Nataon’i Davida. I Iaveh no fahazavako amam-pamonjena ahy; ka iza no hatahorako? I Iaveh no mandan’ny aiko ka zovy no hangovitako? 2 Raha nandroso…
Fitalahoana sy fankasitrahana 1 Nataon’i Davida. Ianao no antsoiko, ry Iaveh ô, aza manentsin-tadìny amiko, ry vatolampiko, fandrao raha mangina Ianao, dia ho tahaka izay midina any an-davakaaho. 2 Henoy…
Antsa ho an’ny Tompo mpanao ny oram-baratra 1 Salamon’i Davida. Manomeza an’i Iaveh, ry zanak’Andriamanitra, manomeza voninahitra sy fahefana ho an’i Iaveh! 2 Omeo an’i Iaveh, ny voninahitry ny Anarany….
Fisaorana fa nieren’ny fahafatesana 1 Salamo. Hira amin’ny fitokanana ny trano. Nataon’i Davida. 2 Mankalaza Anao aho, ry Iaveh, fa efa nanandratra ahy Ianao, tsy nataonao ho fifalian’ny fahavaloko aho….