Sal 11
Tokin’ny olo-marina 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’i Davida. I Iaveh no itokiako; ka ahoana no ilazanareo amin’ny fanahikohoe: Mandosira any an-tendrombohitrareo toy ny vorona? 2 Fa indro ny ratsy…
Tokin’ny olo-marina 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’i Davida. I Iaveh no itokiako; ka ahoana no ilazanareo amin’ny fanahikohoe: Mandosira any an-tendrombohitrareo toy ny vorona? 2 Fa indro ny ratsy…
Hanoherana an’izao tontolo izao mpamitaka 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny Torivalo. Hiran’i Davida. 2 Vonjeo, ry Iaveh ô! fa mihafongotra ny tia vavaka: mihafoana tsy ho eo amin’ny zanak’olombelona…
Antso feno toky 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Hiran’i Davida. 2 Ry Iaveh ô, mandra-pahoviana no hanadinoanao ahy, mandra-pahoviana no hanafenanao ny Tavanaoamiko? 3 Mandra-pahoviana no hamoromporon-kevitra ao amin’ny fanahiko…
SALAMO 14 (Volgata 13) Ny olona tsy miaraka amin’Andriamanitra 1 Ny adala manao anakam-po hoe: «Tsy misy Andriamanitra!» Efa simba izy ireo; asa mahamenatra no ataony; Tsy misy manao ny…
Ny olona mampiantrano an’i Iaveh Salamon’i Davida. 1 Iaveh ô, iza no honina ao an-dainao? Zovy no hitoetra ao an-tendrombohitrao masina? 2 Izay mandeha amin’ny tsy fananan-tsiny, izay manaraka ny…
I Iaveh no anjara lovako 1 Hiran’i Davida. Ambeno aho, ry Andriamanitra ô, fa mifefy aminao aho. 2 Hoy aho amin’i Iaveh: «Tompoko Ianao, Ianao irery no fananako. 3 Ny…
Antson’ny tsy manan-tsiny 1 Fivavak’i Davida. Ry Iaveh ô, mandrenesa ny rariny, henoy ny fitarainako; atongilano ny sofinao amin’ny fivavahako, izay tsy aloaky ny molotra misy fitaka. 2 Hivoaka avy…
1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’ilay mpanompon’i Iaveh, Davida, izay nanao ny tenin’izao tononkira izao tamin’i Iaveh, tamin’ny andro nanafahan’i Iaveh azy tamin’ny fahavalony rehetra, sy tamin’i Saola. Hoy izy:…
I Iaveh, Masoandro fahamarinana 1 Ho an’ny mpampianatra hira. – Tononkiran’i Davida. 2 Ny lanitra mitory ny voninahitr’Andriamanitra, ary ny habakabaka manambara ny asan-tanany. 3 Ny andro mitory fiderana amin’ny…
Vavaka ho an’ny mpanjaka 1 Ho an’ny mpampianatra hira. – Salamon’i Davida. 2 Hihaino anao amin’ny andron’ny fahoriana anie i Iaveh; hiaro anao anie ny Anaran’ny Andriamanitr’i Jakôba. 3 Hahatonga…