Sal 141

Vavaka raha tarihin’ny ratsy 1 Salamon’i Davida. Iaveh ô, miantso Anao aho, tongava faingana amiko Ianao; atongilano ny sofinao amin’ny feoko, raha miantso Anao aho. 2 Aoka ho eo anatrehanao…

Sal 142

Vavak’olona enjehina 1 Fihirana nataon’i Davida: Fony izy tao amin’ilay zohy. Fivavahana. 2 Mitaraina amin’i Iaveh amin’ny feoko aho, mitalaho amin’i Iaveh amin’ny feoko: 3 Mamboraka eo anatrehany ny fitarainako…

Sal 143

Fitalahoana raha voa 1 Salamon’i Davida. Iaveh ô, henoy ny fivavahako; atongilano ny sofinao amin’ny fitalahoako; valio vavaka aho, amin’ny fahitsianao amam-pahamarinanao. 2 Aza mifandahatra amin’ny mpanomponao amin’ny fitsarana, fa…

Sal 144

Fangatahana fandresena 1 Nataon’i Davida. Hisaorana anie i Iaveh Vatolampiko, izay nampianatra ny tanako hiady, ary ny rantsan-tanako hiantafika. 2 Mpanao soa ahy aman-trano mimandako, fialofako avo ama-mpanafaka ahy, ampingako…

Sal 145

SALAMO 145 (Volgata 144) Fiderana an’i Iaveh Mpanjaka Hira fiderana. Nataon’i Davida. 1 Sitrako ny mankalaza Anao, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, sy ny misaotra ny Anaranao mandrakizay doria. 2 Sitrako…

Sal 146

Antsa ho an’Andriamanitra mangoraka Aleloia! 1 Miderà an’i Iaveh, ry fanahiko. 2 Sitrako ny midera an’i Iaveh, amin’ny andro rehetra iainako; sitrako ny mihira ho an’Andriamanitra raha mbola velona koa…

Sal 147

Antsa ho an’ilay mahefa Aleloia! 1 Miderà an’i Iaveh, fa tsara ny mankalaza ny Andriamanitsika, 2 Manangana an’i Jerosalemaindray i Iaveh, angoniny ireo tafaelyavy tamin’i Israely. 3 sitraniny ireo torotoro…

Sal 148

Fideràn’izao tontolo izao Aleloia! 1 Miderà an’i Iaveh any an-tampon’ny lanitra, miderà Azy any ambony any! 2 Miderà Azy ianareo Anjeliny rehetra, miderà Azy ianareo tafiny rehetra! 3 Miderà Azy,…

Sal 149

SALAMO 149 Hira fandresena Aleloia! 1 Mihirà fihiram-baovao ho an’i Iaveh: hanakoako eo amin’ny fiangonan’ny olo-masina anie ny fiderana Azy! 2 Hifaly amin’ny Mpahary azy anie i Israely, hientan-karavoana amin’ny…

Sal 150

Fanomezam-boninahitra farany an’Andriamanitra Aleloia! 1 Miderà an’Andriamanitra eo amin’ny fitoerany masina! Miderà Azy amin’ny fitoeran’ny fahefany! 2 Miderà Azy noho ny asa nataony amin-kerim-po! Miderà Azy araka ny fahalehibeazany tsy…