Sal 131

Toe-panahin-jaza kely 1 Fihirana fiakarana. Nataon’i Davida. Iaveh ô, tsy mba nivontom-piavonavonana ny foko, tsy mba niandranàndrana ny fijeriko, tsy mba mikarokaroka zavatra ambony aho, na izay avo mihoatra noho…

Sal 132

Fitsingerenan’ny taona namindrana ny Fiaran’ny fanekena 1 Fihirana fiakarana. Ry Iaveh, tsarovy i Davida, sy ny fahasahiranany rehetra! 2 Izao no fianianana nataony tamin’i Iaveh, izao no voadiny tamin’ny Maherin’i…

Sal 133

Fiainan’ny mpiray tam-po 1 Fihirana fiakarana. Nataon’i Davida. Endrey, tsara sady mamy, ho an’ny mpirahalahy ny miara-monina! 2 Tahaka ny diloilo sarobidy aidina eo an-doha izany; ka mitsororoka amin’ny somotra,…

Sal 134

Fankalazana mandritra ny alina 1 Fihirana fiakarana. Aoka hisaotra an’i Iaveh àry ianareo rehetra mpanompon’i Iaveh, izay manao fanompoana ao an-tranon’i Iaveh, mandritra ny alina. 2 Manandrata tanana ho amin’ny…

Sal 135

Antsa fiderana Aleloia! 1 Miderà ny Anaran’i Iaveh, Miderà Azy ianareo mpanompon’i Iaveh, 2 ianareo manao fanompoana ao an-tranon’i Iaveh, eo an-kianjan’ny tranon’ny Andriamanitsika. 3 Miderà an’i Iaveh fa tsara…

Sal 136

Fisaorana tohy vakana 1 Manomeza voninahitra an’i Iaveh, fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony. 2 Manomeza voninahitra ny Andriamanitryny andriamanitra, fa mandrakizay ny famindram-pony. 3 Manomeza voninahitra ny Tompon’ny…

Sal 137

Alahelon’olona voasesitany 1 Teo amoron’ny onin’i Babilôna, dia nipetraka sy nitomany izahay, nahatsiaro an’i Siôna. 2 Teo amin’ny hazo malahelo eo an-dohasahany, no nahantonay ny harpanay. 3 Fa teo izahay…

Sal 138

Antsa fisaorana 1 Nataon’i Davida. Sitrako ny midera Anao amin’ny foko rehetra, sy hihira ho Anao amin’ny harpa eo anatrehan’ireo andriamanitra. 2 Sitrako ny miankohoka eo an-tempolinao masina, sy hankalaza…

Sal 139

Fiderana an’Ilay mahalala ny zavatra rehetra 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Nataon’i Davida. Iaveh ô, mizaha toetra sy mahalala ahy Ianao: 2 fantatrao ny fipetrako sy ny fitsangako; tsinjovinao ny…

Sal 140

Hanoherana ny ratsy fanahy 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’i Davida. 2 Iaveh ô, afaho amin’ny olon-dratsy aho, arovy amin’ny olona mpanao an-keriny aho. 3 Izay mieritreritra hevitra ratsy ao…