Sal 121
Ilay Mpiambina an’i Israely 1 Fihirana fiakarana. Manopy maso eny amin’ny tendrombohitra aho; Avy aiza no hiavian’ny famonjena ahy? 2 Ny famonjena ahy dia avy amin’i Iaveh, izay nanao ny…
Ilay Mpiambina an’i Israely 1 Fihirana fiakarana. Manopy maso eny amin’ny tendrombohitra aho; Avy aiza no hiavian’ny famonjena ahy? 2 Ny famonjena ahy dia avy amin’i Iaveh, izay nanao ny…
Fiarahabana an’i Jerosalema 1 Fihirana fiakarana. Nataon’i Davida. Nahazo hafaliana aho raha nilazana hoe: «Andeha isika ho any an-tranon’i Iaveh!» 2 Indro fa tapitra ny dianay eto am-bavahadinao, ry Jerosalema….
Vavaky ny tsy ambinina 1 Fihirana fiakarana. Miandrandra Anao ny masoko, dia Ianao izay mitoetra any an-danitra. 2 Toy ny ibanjinan’ny mason’ny ankizy lahy ny tanan’ny tompo lahiny, sy ny…
Ilay Mpamonjy an’i Israely 1 Fihirana fiakarana. Nataon’i Davida. Raha tsy nomba antsika i Iaveh, – aoka i Israely hitory izany, – 2 raha tsy nomba antsika i Iaveh, fony…
Arovan’Andriamanitra izay mifikitra aminy 1 Fihirana fiakarana. Izay mitoky amin’i Iaveh, dia tahaka ny tendrombohitra Siôna: tsy mba mangozohozo izy, fa miorina mandrakizay. 2 I Jerosalema mirehitra tendrombohitra manodidina azy:…
Hira rehefa mody 1 Fihirana fiakarana Fony i Iaveh nampody ny voababon’i Siôna, dia toa nofy izany ho antsika. 2 Tamin’izany ny vavantsika nanao hobin-kafaliana, ny lelantsika nanao hira firavoravoana….
Fianteherana amin’Andriamanitra Mpitsimbina 1 Fihirana fiakarana. Nataon’i Salômôna. Raha tsy i Iaveh no manorina ny trano, miasa foana izay manorina azy. Raha tsy i Iaveh no miambina ny tanàna, miari-tory…
Tso-drano ho an’ny mpino 1 Fihirana fiakarana. Sambatra ny lehilahy matahotra an’i Iaveh, izay mandeha amin’ny lalany. 2 Mihinana ny asan-tananao ianao amin’izany, ka dia sambatra sy voky soa. 3…
Hanoherana ny fahavalon’i Siôna 1 Fihirana fiakarana. Nampahoriny mafy, hatry ny fony mbola tanoraaho; – – aoka i Israely hilaza izany! – 2 Nampahoriny mafy, hatry ny fony mbola tanora…
Vavaka ao anatin’ny fahoriana 1 Fihirana fiakarana. Ato ambody hantsanaaho no miantso anao, ry Iaveh, Tompo ô, henoy ny feoko; 2 aoka ny sofinao anie hihaino ny feon’ny fivavahako. 3…