Sal 111

Fiderana ny asan’Andriamanitra 1 Aleloia! Sitrako ny midera an’i Iaveh amin’ny foko rehetra, eo amin’ny fivorian’ny olo-marina sy ao amin’ny fiangonana. 2 Lehibe ny asan’i Iaveh; katsahin’ny olona Izy noho…

Sal 112

Fiderana ny olo-marina 1 Aleloia! Sambatra ny olona matahotra an’i Iaveh, izay mametraka ny hafaliany rehetra, amin’ny fitandremana ny didiny. 2 Hahery ambonin’ny tany ny taranany; hambinina ny taranaky ny…

Sal 113

Ho an’Andriamanitra be voninahitra sy mangoraka 1 Aleloia! Miderà ianareo, ry mpanompon’i Iaveh, miderà ny Anaran’i Iaveh. 2 Hisaorana anie ny Anaran’i Iaveh, dieny ankehitriny ka ho mandrakizay! 3 Hoderaina…

Sal 114

Antsa fanao amin’ny Paka 1 Raha nivoaka tany Ejipta i Israely ka niala tamin’ny firenena barbarianina ny fianakavian’i Jakôba, 2 I Jodà no tongafitoerany masina, i Israely no fanjakany. 3…

Sal 115

Ilay hany tena Andriamanitra 1 Tsy izahay, ry Iaveh, tsy izahay, fa ny Anaranao no omeo ny voninahitra noho ny famindram-ponao, sy noho ny fahamarinanao. 2 Ahoana no ilazan’ny firenena…

Sal 116

Fisaorana sy fankasitrahana 1 Tiako Izy, satria ren’i Iaveh, ny feoko, ny fitarainako. 2 Fa nanongilan-tsofina tamiko Izy, ka hiantso Azy aho, ny andro rehetra hiainako. 3 Efa nihodidina tamiko…

Sal 117

Fiantsoana ny olona hidera 1 Miderà an’i Iaveh ianareo, ry firenena rehetra, mankalazà Azy, ry vahoaka rehetra! 2 Fa lehibe ny hatsaram-pony amintsika, ary maharitra mandrakizay ny fahamarinan’i Iaveh. Aleloia!

Sal 118

Raha vao miainga ny fivavahana mandeha 1 Miderà an’i Iaveh, fa tsara fo Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony! 2 Aoka i Israely hilaza hoe: «Eny, mandrakizay ny famindram-pony!» 3 Aoka…

Sal 119

Fiderana ny lalàn’Andriamanitra 1 Sambatra ny tsy manan-tsiny amin’ny lalany, izay mandeha araka ny lalàn’i Iaveh. 2 Sambatra izay mitana ny fampianarany; izay mitady azy amin’ny fony rehetra, 3 tsy…

Sal 120

Ireo fahavalon’ny fiadanana 1 Fihirana fiakarana Tao anatin’ny fahoriako nitaraina tamin’i Iaveh aho, dia nohenoiny. 2 Iaveh ô, vonjeo ny fanahiko amin’ny molotra mandainga, amin’ny vava fetsy ratsy. 3 Homena…