Sal 91

Eo ambany elatr’Andriamanitra 1 Izay mialoka eo ambany fiarovan’ny Avo Indrindra, miala sasatra eo amin’ny aloky ny Tsitoha. 2 Hoy aho amin’i Iaveh: «Ianao no trano mimandako sy fialofako, Andriamanitro…

Sal 92

Hitan’ny olo-marina 1 Salamo. Fihirana fanao amin’ny andro sabata. 2 Tsara ny midera an’i Iaveh, sy ny mankalaza ny Anaranao, ry Avo Indrindra ô, 3 ny mitory ny hatsaram-ponao, nony…

Sal 93

Andriamanitra ambony fahefana 1 Mpanjaka i Iaveh, mitafy fiandrianana Izy, mitafy i Iaveh, misikina heryIzy: ka miorina mafy izao tontolo izao fa tsy mangozohozo. 2 Voatsangana hatry ny fiandohana fahagola,…

Sal 94

Andriamanitra manao ny rariny 1 Ry Iaveh, Andriamanitry ny famaliana, ry Andriamanitry ny famaliana, misehoa! 2 Mitsangàna, ry mpitsara ny tany, valio, araka ny asany, ny mpiavonavona. 3 Mandra-pahoviana no…

Sal 95

Fanaingana 1 Avia hihira amim-piravoravoana ho an’i Iaveh! Manaova hobim-pifaliana ho an’ny Vatolampy famonjena antsika! 2 Andeha isika hitsena azy amin’ny fiderana; aoka hampireondreona hira fankalazana Azy isika. 3 Fa…

Sal 96

I Iaveh Mpanjaka sady Mpitsara 1 Mihirà fihiram-baovao ho an’i Iaveh! Mihirà ho an’i Iaveh ianareo monina amin’ny tany rehetra. 2 Mihirà ho an’i Iaveh, misaora ny Anarany. Lazao isan’andro…

Sal 97

I Iaveh Mpandresy 1 Mpanjaka i Iaveh: aoka hifaly ny tany; Aoka hiravoravo ny nosy maro! 2 Rahona aman’aloka no manodidina Azy, rariny sy hitsiny no iorenan’ny seza fiandrianany. 3…

Sal 98

Ilay Mpitsara ny tany 1 Salamo. Mihirà fihiram-baovao ho an’i Iaveh, fa nanao fahagagana Izy. Ny tanany ankavanana sy ny sandriny masina no nahazoany ny fandresena. 2 Nampiharihary ny famonjeny…

Sal 99

Andriamanitra, Mpanjaka marina sady masina 1 Mpanjaka i Iaveh; mangovitra ny firenena; mipetraka eo amin’ny Kerobima Izy; mangozohozo ny tany. 2 Lehibe ao Siôna i Iaveh, tafasandratra ambonin’ny firenena Izy….

Sal 100

Fiantsoana ny olona hidera 1 Salamo fiderana. Manaova hobin-kafaliana mankamin’i Iaveh ianareo mponina amin’ny tany rehetra. 2 Manompoa an’i Iaveh amin-kafaliana, mankanesa eo anatrehany amim-piravoravoana. 3 Fantaro fa Andriamanitra i…