Sal 1

Lalana roa 1 Sambatra ny olona tsy mandeha amin’ny fisainan’ny tsy mpivavaka, tsy mijanona amin’ny lalan’ny mpanota, ary tsy mipetraka amin’ny mpaniratsira; 2 fa ny lalàn’i Iaveh no ifaliany, sady…

Sal 2

Ny Mesia sy ny asany mampangitakitaka 1 Nahoana no mihetsiketsika amim-pitabatabana ny firenena, ary mamorona hevi-poana ny vahoaka? 2 Ireo mpanjakan’ny tany mitsimbohitra, ary ny andriana koa miara-mioko, hanohitra an’i…

Sal 3

Antso vao maraina ataon’ny olo-marina enjehina 1 Tononkiran’i Davida; fony izy nandositra teo anatrehan’i Absalôma zanany. 2 Ry Iaveh ô, akory izato hamaroan’ny fahavaloko! Endrey ity habetsahan’ireo mitsangan-kamely ahy! 3…

Sal 4

Vavaka hariva 1 Ho an’ny mpampianatra hira amin’ny zava-maneno tendrena. Salamon’i Davida. 2 Ry Andriamanitry ny fahamarinakoô, valio aho raha miantso Anao, Ianao izay mahalalaka ahy amin’izay mahaporitra ahy. Mamindrà…

Sal 5

Vavaka maraina 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny sodina. Salamon’i Davida. 2 Mampandria ny sofinao amin’ny teniko, ry Iaveh, henoy ny sentosentoko. 3 Atreho ny fitarainako, ry Mpanjakako sy Andriamanitro,…

Sal 6

Talaho ao anatin’ny fitsapana 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny zava-maneno tendrena. Amin’ny Oktavy. Salamon’i Davida. 2 Iaveh ô, aza sazînao amin’ny fahatezeranao aho, ary aza faizinao amin’ny fisafoahanao. 3…

Sal 7

Vavaky ny olo-marina enjehina 1 Hira firehetan’iDavida nohirainy tamin’i Iaveh, noho ny tenin’i Kosa Benjamita. 2 Iaveh Andriamanitra ô, Ianao no itokiako; vonjeo amin’izay rehetra manenjika ahy aho, ka afaho;…

Sal 8

Lehibe ny Mpahary 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny Gitienina. Tononkiran’i Davida. 2 Ry Iaveh Tomponay, mba be voninahitra re ny Anaranao, amin’ny tany rehetra! Ny fiandriananao no nandravahanao ny…

Sal 9

Arian’Andriamanitra ny ratsy fanahy, vonjeny ny mahantra 1 Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny hira hoe Fahafatesana ho an’ny zanaka lahy.Salamon’i Davida. 2 Hidera an’i Iaveh amin’ny foko rehetra aho, hanambara…

Sal 10

1 Nahoana, ry Iaveh, no mijanonaeny lavitra eny Ianao, sy miery amin’ny andron’ny fahoriana? 2 Raha mirehareha ny ratsy fanahy dia ny mahantra no levona; izy ireo dia voan’ny teti-dratsy…