Os 11

Sazin’i Israely tsy niraharaha ny fitiavan’Andriamanitra 1 Tia an’i Israely Aho fony mbola zazaizy; ka hatrany Ejipta nisy fiantsoana nataoko ny zanako. 2 Nisy fiantsoana nataoko tamin’izy ireo; nefa izy…

Os 12

Helok’i Israely ara-pivavahana sy ara-pitondram-panjakana 1 I Efraima nanodidina Ahy tamin’ny lainga, ary ny taranak’i Israely tamin’ny fitaka, i Jodà koa efa tapa-kofehy ny amin’ny momba an’Andriamanitra, ny amin’ny momba…

Os 13

Sazin’ny mpanompo sampy 1 Raha vao niteny i Efraima, dia nihorohoro ny olona; nisandratra izy teo amin’i Israely. Fa tonga meloka izy noho ny amin’i Baala, ka maty. 2 Ary…

Os 14

1 Hofaizina i Samaria, fa niodina tamin’ny Andriamaniny; ho lavon-tsabatra izy ireo! hotorotoroina ny zanany madinika; ary hotatahana ny kibon’ireo vadiny bevohoka. 3. FIBEBAHAN’I ISRAELY SY FAMITRANAM-PIHAVANANA NY HO AVY…