Os 1

Lohateny 1 Tenin’i Iaveh, tonga tamin’i Osea, zanak’i Beeri, tamin’ny andron’i Oziasa sy i Joatama sy i Akaza ary i Ezekiasa, mpanjakan’i Jodà, sy tamin’ny andron’i Jerôbôama, zanak’i Jôasa, mpanjakan’i…

Os 2

I Iaveh sy ny vadiny manitsakitsaka Azy 1 Ny isan’ny zanak’i Israely diaho tahaka ny fasika amin’ny ranomasina izay tsy afàtra na isaina, ary any amin’ny tany nilazana taminy hoe:…

Os 3

I Osea mampody ny vadiny nanitsakitsaka ary mitsapa toetra azy. Ary fanazavana izany famantarana izany. 1 Ary hoy i Iaveh tamiko: «Mandehana indray, mitiava vehivavy izay tian’ny lehilahiny anankiray ka…

Os 4

Heloka mihanaka 1 Henoy ny tenin’i Iaveh, ry zanak’i Israely, fa manana ady amin’ny mponin’ny tany i Iaveh, satria tsy misy intsony na ny fahamarinana na ny fiantrana na ny…

Os 5

Mandiso lalana ny olona ny mpisorona sy ny mpifehy ary ny mpanjaka 1 Mandrenesa izao, ry mpisorona; mihainoa tsara, ry taranak’i Israely; manongilàna sofina, ry taranaky ny mpanjaka; fa ianareo…

Os 6

Miverina amin’i Iaveh i Israely fa tsy maharitra 1 Andeha isika hiverina amin’i Iaveh; 2 fa Izy no namiravira, Izy no hahasitrana antsika; mikapoka Izy, nefa hamehy ny ferintsika koa….

Os 7

1 Fony Aho nitady hanasitrana an’i Israely no nihariharian’ny haratsian’i Efraima sy ny haratsiam-panahin’i Samaria: fa ny lainga ataony fanao; ny mpangalatra miditra an-trano, ny jiolahy mikarenjy eny ivelany. 2…

Os 8

Fanairana 1 Ataovy am-bava ny anjomara, fa misy, toy ny voromahery, hiantefa amin’ny tranon’i Iaveh!… Satria izy ireo nivadika ny fanekeko, sy nandika ny lalàko. 2 Mitaraina amiko izy hoe:…

Os 9

Fahoriana any an-tsesitany 1 Aza miarana amin’ny fifaliana, ry Israely, na amin’ny firavoravoana toy ny firenena. Fa ianao, efa nitolo-tena amin’ny ratsy lavitra ny Andriamanitrao, efa nankamamy ny tangin’ny mpijangajanga,…

Os 10

Noravana ny ôtely fanompoan-tsampin’i Israely 1 Voaloboka mirobona erỳ i Israely, efa mavesatry ny voany. Araka ny habetsahan’ny voany no ampitomboany ny ôteliny; araka ny hatsaran’ny taniny, no hatsaran’ny tsangam-bato…