Ohab 11
Ny mahitsy fo sy ny ratsy fo 1 Ny mizàna mandainga, dia ankahalain’i Iaveh, fa ny lanja marinano ankasitrahiny. 2 Raha tonga ny fiavonavonana, ho tonga koa ny fahafaham-baraka; fa…
Ny mahitsy fo sy ny ratsy fo 1 Ny mizàna mandainga, dia ankahalain’i Iaveh, fa ny lanja marinano ankasitrahiny. 2 Raha tonga ny fiavonavonana, ho tonga koa ny fahafaham-baraka; fa…
Ny olona marina sy ny ratsy fanahy 1 Izay tia fampianarana tia fahaizana; fa izay mandà anatra, adala. 2 Ny ratsy fanahy mahazo sitraka amin’i Iaveh; fa ny mpanao an-kasomparana,…
Fahotana amin’ny vava 1 Ny zanaka hendry vavolombelon’ny fampianaran-drainy; fa ny mpamazivazy tsy mihaino ny fananarana. 2 Ny vokatry ny vavan’ny olona, no itsentsefany ny soa; fa ny irin’ny mpamadika…
Torohevitra soa 1 Ny vehivavy hendry, manorina ny tranony; ny vehivavy adala kosa, mandrava azy amin’ny tanany. 2 Izay matahotra an’i Iaveh, mizotra araka ny fahitsiam-po; izay maniratsira azy kosa…
Ny hendry sy ny adala 1 Ny valin-teny mora, mampitony havinirana; fa ny teny henjana, mampirehi-katezerana. 2 Ny lelan’ny hendry, mahatonga ny fahaizana ho mahatehotia, ny vavan’ny adala miboiboika hadalana….
Anatra samihafa 1 Ny mamorona fikasana ao am-po no an’ny olona; fa ny famalian’ny lela dia avy amin’i Iaveh. 2 Madio eo imason’ny olona ny lalany rehetra; fa i Iaveh…
Torohevitra soa 1 Aleo sombi-mofo maina ombam-piadanana, toy izay trano feno hena misy fifandirana. 2 Mihoatra noho ny zanaka mahamenatra ny mpanompo malina; ka hizara lova amin’izy mirahalahy izy. 3…
Fiteny sy fisainana 1 Izay miolonolona irery mitady ny mahafa-po ny filàny ihany, ka mahatezitra azy avokoa izay hevitra mety rehetra. 2 Tsy mba ny hahazo fahalalana no sitraky ny…
Ny manam-panahy sy ny ratsy 1 Aleo olo-mahantra mandeha tsy misy tsiny, toy izay olona miavonavom-bava, sady adala. 2 Tsy tsara ny tsy fahalalan’ny fanahy, ary lavo ny olona faingam-pandeha….
Tandremo ny atao 1 Mpamazivazy ny divay, mpitabataba ny toaka, ka izay miarana amin’izany tsy mba hendry. 2 Sahala amin’ny fieron’ny liona ny fampitahorana avy amin’ny mpanjaka; ka manota amin’ny…