Ohab 1
Lohateny ankapobeny 1 Ohabolan’i Salômôna, zanak’i Davida mpanjakan’i Israely: 2 hahalalana ny fahendrenaamam-pahaizana, hahafantarana ny lahateny misy saina; 3 hahazoana fampianarana mazava, ny fahamarinana, ny rariny, ary ny hitsiny; 4…
Lohateny ankapobeny 1 Ohabolan’i Salômôna, zanak’i Davida mpanjakan’i Israely: 2 hahalalana ny fahendrenaamam-pahaizana, hahafantarana ny lahateny misy saina; 3 hahazoana fampianarana mazava, ny fahamarinana, ny rariny, ary ny hitsiny; 4…
Ny Fahendrena manafaka amin’ny fiarahana amin’ny ratsy 1 Anaka, raha mandray ny tenikoianao, ary mitana ny didiko ao aminao, 2 mampandry sofina tsara hihaino ny fahendrena ianao, ka mampiròna ny…
Fomba hahazoana ny Fahendrena 1 Anaka, aza manadino ny fanoroako, ary tanonao am-ponao ny didiko. 2 Fa izany no hahazoanao andro lava aman-taona hiainana sy hiadanana. 3 Aoka tsy hiala…
Ny fidîn’ny Fahendrena 1 Henoy, anaka, ny anatry ny ray, ary mitandrema mba hahazo fahalalana, 2 fa fampianarana soa no omeko anareo; aza mahafoy ny fampianarako. 3 izaho koa dia…
Halaviro ny vehivavy an’olon-kafa; ifikiran’ny hendry ny tena fitiavana 1 Anaka, tandremo izao fahendreko izao, ary mampandria sofina amin’izao fahalalako izao; 2 mba hitahirizanao ny fisainana, sy haharetan’ny molotrao amin’ny…
Antoka diso toerana 1 Anaka, raha niantoka ny sakaizanao ianao, raha nametra-tenyhiantoka ny hafa, 2 raha voasingotry ny teny naloaky ny vavanao, sy azon’ny teny naloaky ny vavanao, 3 dia…
1 Anaka, tano ny teniko, tahirizo ao aminao ny didiko. 2 Tandremo ny didiko, dia ho velona ianao, tandremo hoatra ny anakandriamasonao ny fampianarako. 3 Afehezo ho eo ambonin’ny rantsan-tananao…
Teny anatry ny Fahendrena 1 Tsy miantso va ny fahendrena, ary tsy manandra-peo ve ny fahalalana? 2 eo an-tampon’ny toerana avo, eo amin’ny lalana, eo an-tsampanan-dalana izy no lasa mipetraka;…
Fanasana iantsoan’ny Fahendrena 1 Ny Fahendrena efa nanorina ny tranony, efa nipaika ny andriny fito, 2 efa namono ny bibiny, nampifangaro ny divainy, ary efa nanamboatra ny latabany. 3 Naniraka…
Ny mpivavaka sy ny ratsy fanahy 1 Ohabolan’i Salômôna. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy, fa ny zanaka adala mampahory ny reniny. 2 Ny harena azo aman-keloka, tsy mahasoa akory,…