Neh 1

Fiantsoana an’i Nehemia sy ny nanirahana azy ho an’i Jodà 1 Tenin’i Nehemiazanak’i Helkiasa. Tamin’ny volana Kasleo, taona faha roapolo, raha tao an-dapa, tany Sosaaho, 2 dia inty tonga i…

Neh 2

1 Tamin’ny volana Nisàna, taona faharoapolo nanjakan’i Artakserksesa mpanjaka, raha ilay efa mby teo anoloany iny ny divay, dia noraisiko ny divay ka natolotro ny mpanjaka, ary nitandrina aho mba…

Neh 3

Ireo nanolo-tena hanorina ny manda 1 I Eliasiba mpisorona lehibe, mbamin’ireo mpisorona rahalahiny dia nanomboka nanorina ny vavahadin’ny Ondry, nanamasina azy izy, dia nandatsaka ny lela-vavahady; namboariny ny manda dia…

Neh 4

1 Nisafoaky ny hatezerana avokoa anefa i Sanabalata, ny Arabo, ny Amônita ary ny Azôtianina, nony nandre fa hoe mandroso ny famboarana ny manda, ary efa mitampina miandalandalana ny banga,…

Neh 5

Fanomezan-drariny ny fitondrany 1 Velon-taraina mafy ny sarambabem-bahoaka mbamin’ny vadiny, noho ny amin’ireo Jody rahalahiny. 2 Hoy ny sasany: «Maro izahay, mbamin’ny zanakay lahy aman-janakay vavy, ka aoka handray vary…

Neh 6

Ny nahavitan’ny manda 1 Nony fantatr’i Sanabalata, i Tobia, i Gôsena Arabo, mbamin’ireo fahavalonay hafa, fa hoe, voaarina indray ny manda, ary tsy misy banga intsony; 2 – nefa hatramin’io…

Neh 7

1 Nony vita ny manda ka efa nalatsako ny lela vavahady, dia ny mpiandry varavarana, ny mpihira, ny levita no napetraka hiambina. 2 Ary i Hananì rahalahiko sy i Anania…

Neh 8

Vakîn’i Esdrasa ny lalàna. Fetin’ny Trano lay 1 Nony tonga ny volana fahafito, ka efa tafapetraka amin’ny tanànany avy ny zanak’i Israely, dia nivory toy ny olona iray ihany ny…

Neh 9

Vavaka fiaikena heloka 1 Tamin’ny andro faha-24n’izany volana izany, nivory hifady hanina ny zanak’i Israely, samy nitafy lasàka sy nanisy vovoka ny lohany. 2 Nisaraka tamin’ny zanaky ny hafa firenenarehetra…

Neh 10

Tatitry ny fanekena nataon’ny vahoaka manontolo 1 «Noho izany rehetra izany, dia manao fanekena masina izahay ka nalatsakay an-tsoratra, ary ny lehibenay, ny Levitanay sy ny mpisoronay nanisy ny tombokaseny…