Nah 1

1 Teny momba an’i Niniva. Boky milaza ny fahitan’i Nahoma avy any Elkosy. Hatezeran’i Iaveh 2 Andriamanitra saro-piaro sy mpamaly heloka i Iaveh; mpamaly heloka i Iaveh; sady mahalala fahatezerana;…

Nah 2

(Ho an’i Jodà) 1 Indro, eny an-tendrombohitra, ny tongotry ny iraka mitondra filazana mahafaly, izay manambara fiadanana. Ankalazao ny fetinao, ry Jodà, efao ny voadinao! Fa tsy handalo eo aminao…

Nah 3

Fandrahonana an’i Niniva noho ny heloka nataony 1 Loza ho an’ny tanàna mpandatsa-dra, feno fanambakana amam-pahasiahana tsy mitsahatra amin’ny halatra! 2 Injany re ny firivirìvin’ny karavasy, ny firodorodon’ny kodia, ny…