Mt 21
Fidiran’i Jesoa Mesia tao Jerosalema 1 Ary rehefa nanakaiky an’i Jerosalema izy ireo, ka tonga tao Betifage anilan’ny tendrombohitry ny Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy i Jesoa 2 ka…
Fidiran’i Jesoa Mesia tao Jerosalema 1 Ary rehefa nanakaiky an’i Jerosalema izy ireo, ka tonga tao Betifage anilan’ny tendrombohitry ny Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy i Jesoa 2 ka…
Fanoharana amin’ny fanasana amin’ny fampakaram-bady 1 Dia niteny indray i Jesoa nanao fanoharana tamin’ireo hoe: 2 «Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny andriamanjaka anankiray izay nanao fanasana tamin’ny fampakaram-badin’ny zanany…
Fihatsarambelatsihin’ny mpanora-dalàna sy ny Farisianina 1 Tamin’izay dia niteny tamin’ny vahoaka sy tamin’ny mpianany i Jesoa 2 nanao hoe: «Efa mipetraka eo amin’ny fipetrahan’i Môizy ny mpanora-dalàna sy ny Farisianina;…
Sasin-teny 1 Nony nivoaka avy tao amin’ny Tempoly i Jesoa ka lasa nandeha, dia nanatona Azy ny mpianany hampijery Azy ny rafitry ny Tempoly; 2 fa namaly Izy ka nanao…
Fanoharana amin’ireo virjiny folo 1 «Ary amin’izany ny fanjakan’ny lanitra, dia ho tahaka ny virjiny folo izay naka ny fanalany, ka lasa nitsena ny mpampakatra sy ny ampakarina. 2 Ny…
Tetika hamelezana an’i Jesoa 1 Ary rehefa tapi-niteny izany rehetra i Jesoa, dia nilaza tamin’ny mpianany hoe: 2 «Fantatrareo fa raha afaka indroa andro dia tonga ny Paka, ary ny…
I Jesoa entina eo anatrehan’i Pilaty 1 Ary nony maraina ny andro dia niara-nihevitra izay hahafaty an’i Jesoa ny lohandohan’ny mpisorona rehetra sy ny loholona; 2 ary rehefa nafatony Izy…
Ny hafatry ny Anjely 1 Tamin’ny alin’ny sabata, raha vao nazava ratsy ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia lasa nitsirika ny fasana i Maria Madelenina sy ilay Maria anankiray. 2…