Mt 1

Ireo razam-ben’i Jesoa 1 Filazana ny razan’i Jesoa-Kristy, Zanak’i Davida, zanak’i Abrahama: 2 i Abrahama niteraka an’i Isaaka; i Isaaka niteraka an’i Jakôba; i Jakôba niteraka an’i Jodà mirahalahy avy;…

Mt 2

Famangian’ny Majy 1 Ary rehefa teraka tao Betlehema any Jodea i Jesoa tamin’ny andron’i Herôda mpanjaka, indreo nisy Majy avy tany atsinanana tonga tany Jerosalema 2 nanao hoe: «Aiza ilay…

Mt 3

Toritenin’i Joany Batista 1 Ary tamin’izany andro izany, dia niseho i Joany Batista, nitory teny tany an’efitr’i Jodea 2 nanao hoe: «Mibebaha ianareo, fa efa akaiky ny fanjakan’ny lanitra.» 3…

Mt 4

Fakam-panahy tany an’efitra 1 Ary tamin’izay dia nentin’ny Fanahy nankany an’efitra i Jesoa, mba halain’ny devoly fanahy; 2 ary nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina Izy, ka noana nony…

Mt 5

Ireo foto-kasambarana 1 Ary nony nahita ny vahoaka i Jesoa, dia niakatra teo an-tendrombohitra, ary rehefa tafapetraka Izy, dia nanatona Azy ny mpianany, 2 ka niloa-bava Izy nampianatra azy, nanao…

Mt 6

Manao fiantrana, fa miafina 1 Tandremo sao ataonareo eo imason’ny olona ny asa soa hataonareo mba hahitany azy; fa raha izany, dia tsy hahita valisoa amin’ny Rainareo izay any an-danitra…

Mt 7

Tsy mitsara 1 Aza mitsara mba tsy hotsaraina ianareo; 2 fa araka ny fitsarana hataonareo no hitsarana anareo, ary araka ny famarana hamaranareo no hamarana ho anareo koa. 3 Ary…

Mt 8

Ny nanasitranana ilay boka 1 Rehefa nidina avy tany an-tendrombohitra Izy, dia narahin’ny vahoaka betsaka. 2 Ary indro nisy lehilahy boka anankiray nanatona, dia nitsaoka Azy ka nanao hoe: «Tompo…

Mt 9

Ny nanasitranana ilay malemy 1 Ary niondrana tamin’ny sambo kely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany. 2 Dia indro nisy lehilahy anankiray malemy nandry tamin’ny fandriany nentin’ny olona teo…

Mt 10

Ny nanirahana ny roa ambin’ny folo lahy 1 Ary niantso ny mpianany roa ambin’ny folo lahy Izy ka nanome azy fahefana handroaka fanahy maloto, sy hanasitrana ny aretina mbamin’ny rofy…