Mpits 10

6. I TOLA 1 I Tolà zanak’i Foà, zanak’i Dôdao, lehilahy amin’i Isakara, no nitsangana hamonjy an’i Israely, taorian’i Abimeleka. Tany Samira amin’ny tendrombohitr’i Efraima izy no nonina. 2 Telo…

Mpits 11

Fitakian’i Jefte alohan’ny hanekeny 1 I Jefte ilay Galaadita, dia lehilahy mpiady mahery. Zanaky ny vehivavy janga anankiray izy; ary i Galaada anefa no ray niteraka an’i Jefte. 2 Niteraka…

Mpits 12

1 Nivory ny lehilahy amin’i Efraima, ka nandeha nankany Sefôra, nanao tamin’i Jefte hoe: «Nahoana no nandeha niady tamin’ny taranak’i Amôna ianao, ka no tsy mba niantso anay hiaraka aminao?…

Mpits 13

Fanambaràna ny hahaterahan’i Samsôna 1 Ary nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh indray ny zanak’i Israely ka natolotr’i Iaveh eo an-tanan’ny Filistinina, nandritra ny efapolo taona. 2 Nisy lehilahy anankiray,…

Mpits 14

Mariazin’i Samsôna 1 Ary nidina nankany Tamnà i Samsôna, ka nahita vehivavy anankiray tamin’ireo zanakavavin’ny Filistinina tany Tamnà. 2 Nony tafakatra indray izy, dia nilaza tamin-drainy aman-dreniny hoe: «Nahita vehivavy…

Mpits 15

Nodoran’i Samsôna ny vary hojinjain’ny Filistinina 1 Nony afaka kelikely, tamin’ny fotoam-pijinjam-bary dia nandeha hamangy ny vadiny i Samsôna, nitondra zanak’osy anankiray ka nanao hoe: «Te-hiditra ao amin’ny vadiko ao…

Mpits 16

Ireo vavahadin’i Gazà 1 Ary nankany Gazà i Samsôna ka nahita vehivavy janga tao, dia niditra tao aminy. 2 Nilazana ny mponina tao Gazà fa hoe: «Tonga ao i Samsôna»,…

Mpits 17

Tranomasina manokan’i Mikasy 1 Nisy lehilahy anankiray atao hoe Mikasy avy amin’ny tendrombohitr’i Efraima, 2 nilaza tamin-dreniny hoe: «Ilay vola zato amby arivo sikla izay nalain’olona taminao sy nanononanao ozona,…

Mpits 18

Ny Danita mitady tany honenana 1 Tsy nisy mpanjaka tao amin’i Israely tamin’izany andro izany; ary nitady zara tany honenany ny fokon’ny Danita, tamin’izany andro izany, fa tsy mbola nahazo…

Mpits 19

Ilay Levitan’i Efraima sy ny vadintsindranony 1 Tamin’izany andro izanyraha mbola tsy nisy mpanjaka tao amin’i Israely, ny Levita anankiray nitoetoetra tany an-tsisin-tendrombohitr’i Efraima dia naka ho vady vehivavy anankiray…