Mpits 1
Ny nametrahana an’i Jodà sy i Simeôna sy i Kaleba ary ny taranak’i Kenaza 1 Nony maty i Jôsoe, dia nanontany an’i Iaveh ny zanak’i Israely nanao hoe: «Iza aminay…
Ny nametrahana an’i Jodà sy i Simeôna sy i Kaleba ary ny taranak’i Kenaza 1 Nony maty i Jôsoe, dia nanontany an’i Iaveh ny zanak’i Israely nanao hoe: «Iza aminay…
Ny Anjelin’i Iaveh manambara loza ho an’i Israely 1 Ary niakatra avy any Galgalà ny Anjelin’i Iaveh nankany Bokima, ka nanao hoe: «Nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta Aho; dia…
Ireo firenena tsy nisy ady 1 Ireto no firenena navelan’i Iaveh handry feizay hoenti-mizaha toetra an’i Israely, dia izay rehetra tsy nahita ny ady rehetra tany Kanaana. 2 Ary hany…
I Israely ampijalian’ny Kananeanina 1 Nony maty i Aoda, dia mbola nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh indray ny zanak’i Israely; 2 ka namidin’i Iaveh teo an-tanan’i Jabìna mpanjakan’i Kanaana,…
TONONKIRAN’I DEBORA SY I BARAKA 1 Tamin’izany andro izany dia nihira i Debôrà sy i Baràka zanak’i Abinôema nanao hoe: 2 «Nitsangana hitarika ny lehibe ao amin’i Israely; ny vahoaka…
Ny nampijalian’ny Madianita an’i Israely 1 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh ny zanak’i Israely, ka natolotr’i Iaveh ho eo an-tanan’i Madiàna, fito taona. 2 Nahery tamin’i Israely ny…
Nahenan’i Iaveh ny tafik’i Jedeôna 1 Vao maraina koa dia nifoha i Jerobaala, dia i Jedeôna izany, mbamin’ny vahoaka rehetra izay tao aminy ka lasa teo ambonin’ny loharano tao Harada….
Sorena sy nalahelo ny Efraimita 1 Ary hoy ny lehilahy amin’i Efraima tamin’i Jedeôna: «Mba ahoana kosa izany fomba nataonao taminay izany, no dia tsy niantso anay akory ianao raha…
Tonga mpanjaka i Abimeleka 1 Niainga i Abimeleka zanak’i Jerobaala, ka nankany Sikema amin’ireo anadahin-dreniny, ary nilaza izao teny izao tamin’ireo sy tamin’ny fokon’ny rain-dreniny rehetra: 2 «Raha sitrakareo mba…
6. I TOLA 1 I Tolà zanak’i Foà, zanak’i Dôdao, lehilahy amin’i Isakara, no nitsangana hamonjy an’i Israely, taorian’i Abimeleka. Tany Samira amin’ny tendrombohitr’i Efraima izy no nonina. 2 Telo…