Mk 11

Ny nidirany tao Jerosalema amin’ny maha Mesia Azy 1 Nony mby akaiky an’i Jerosalema sy tonga tao Betania anilan’ny tendrombohitra Oliva Izy, dia naniraka roalahy tamin’ny mpianany, 2 ary nilaza…

Mk 12

Fanoharana amin’ireo mpiasa tanimboaloboka mpamono olona 1 Ary niteny tamin’izy ireo tamin’ny fanoharana Izy nanao hoe: «Nisy lehilahy anankiray namboly voaloboka, ka namefy azy manodidina, nandavaka tany hanaovana famiazana, nanorina…

Mk 13

Toriteny momba ny farandro. Fanombohana 1 Nony nivoaka avy ao amin’ny Tempoly Izy, dia hoy ny mpianany anankiray taminy: «Ry Mpampianatra ô, jereo ange, endrey ireto vato sy izato rafitra!»…

Mk 14

Tetika hamelezana an’i Jesoa 1 Rehefa indroa andro sisa ny Paka sy ny Azima, dia nitady hisambotra am-pitaka an’i Jesoa ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna mba hamonoany Azy; 2…

Mk 15

I Jesoa teo anatrehan’i Pilaty 1 Raha vao maraina ny andro, ny lohandohan’ny mpisorona dia niara-nihevitra tamin’ny loholona sy ny mpanora-dalàna ary ny mpisaina rehetra, ka namatotra an’i Jesoa, dia…

Mk 16

Ny fasana foana sy ny hafatry ny Anjely 1 Ary rehefa afaka ny sabata, dia nividy zava-manitra i Maria Madelenina, sy i Maria renin’i Jakôba, ary i Salôme, mba handeha…