Mk 1
Toritenin’i Joany Batista 1 Fiandohan’ny Evanjelin’i Jesoa Kristy,Zanak’Andriamanitra. 2 Araka izay voasoratra ao amin’i Izaia mpaminany hoe:Indro Aho maniraka ny Anjeliko eo alohanao, izay hamboatra ny làlanao; 3 injay misy…
Toritenin’i Joany Batista 1 Fiandohan’ny Evanjelin’i Jesoa Kristy,Zanak’Andriamanitra. 2 Araka izay voasoratra ao amin’i Izaia mpaminany hoe:Indro Aho maniraka ny Anjeliko eo alohanao, izay hamboatra ny làlanao; 3 injay misy…
Fanasitranana an’ilay malemy 1 Andro vitsivitsy taorian’izany, dia niditra tao Kafarnaoma indray Izy. 2 Nony re fa hoe tao an-trano Izy, dia nivory betsaka dia betsaka ny olona, ka tsy…
Ny nanasitranana ilay lehilahy maty tanana an’ila 1 Indray mandeha koa dia niditra tao amin’ny sinagoga i Jesoa, ary nisy lehilahy anankiray maty tanana an’ila tao. 2 Ary nizaha taratra…
Fanoharana amin’ny mpamafy 1 Ary nampianatra teo amoron-dranomasina indray Izy, ka nisy vahoaka be nitangorona teo aminy, Izy moa niakatra nipetraka teo an-tsambo kely teo ambonin’ny ranomasina, ny vahoaka rehetra…
Ilay azon’ny demony tao Gerasena 1 Nony tafita ny ranomasina izy ireo dia tonga tao amin’ny tanin’ny Gerasena; 2 ka vao niala tao an-tsambo kely Izy, dia inty nisy lehilahy…
Famangiana an’i Nazareta 1 Nony niala teo Izy dia nankany amin’ny tany nahabe Azy, ary nanaraka Azy ny mpianany. 2 Ary rehefa sabata ny andro, dia nampianatra tao amin’ny sinagoga…
Ady hevitra momba ny fanaon-drazana arahin’ny Farisianina 1 Ary niangona teo amin’i Jesoa ny Farisianina sy ny mpanora-dalàna sasany avy tany Jerosalema, 2 ka nahita ny mpianany sasany nihinana tamin’ny…
Fanindroany nampitomboana mofo 1 Tamin’izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-ko hanina, dia niantso ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: 2 «Mampalahelo Ahy ity…
Ny niovan’i Jesoa tarehy 1 Henemana taorian’izany dia nalain’i Jesoa i Piera sy i Jakôba ary i Joany ka nentiny nitokana tany an-tampon’ny tendrombohitra avo anankiray, dia niova tarehy teo…
Fanontaniana momba ny fisaoram-bady 1 Nony niala teo izy dia tonga tany amin’ny sisin-tanin’i Jodea, andafin’i Jordany; ary nivory teo aminy indray ny vahoaka, ka nampianariny indray araka ny fanaony….