Mik 1
1 Tenin’i Iaveh natao tamin’i Mikeaavy ao Môreseta, tamin’ny andro nanjakan’i Joatana sy i Akaza ary i Ezekiesa, mpanjakan’i Jodà, izay nahazoany fahitana momba an’i Samaria sy i Jerosalema. Fitsarana…
1 Tenin’i Iaveh natao tamin’i Mikeaavy ao Môreseta, tamin’ny andro nanjakan’i Joatana sy i Akaza ary i Ezekiesa, mpanjakan’i Jodà, izay nahazoany fahitana momba an’i Samaria sy i Jerosalema. Fitsarana…
Teny mamely an’ireo mpangorona 1 Mila loza izaymieritreritra ny hanao ratsy sy misaintsaina eo am-pandriana ny loza hafitsony! Raha vao maraina koa, tanterahiny izany, raha tahiny mbola mety hoefain’ny tanany…
Teny mamely ireo mpitondra mamoritra vahoaka 1 Hoy aho: Mihainoa ianareo, ry loholon’i Jakôba, mbaminareo mpanapaka ny taranak’i Israely! Tsy anjaranareo va ny mahalala ny rariny, 2 dia ianareo izay…
Ny hanjakan’i Iaveh ao Siôna 1 Izao no ho tongaany am-paran’ny andro any: ny Tendrombohitra misy ny tranon’i Iaveh, haorina eo an-tampon’ny tendrombohitra, sy hasandratra eo ambonin’ny havoana. Ary hitanjozotra…
1 Ary ianao, ry Betleema Efratà, kely tsy tokony ho isan’ireo arivon’i Jodà akory, avy aminao no hivoaka ho Ahy ilay tsy maintsy ho Mpanapaka amin’i Israely, ary ny niandohany…
Miampanga ny vahoakany i Iaveh 1 Mihainoa àry izay lazain’i Iaveh ianareo: – Mitsangàna ianao ary ataovy vita ny adinao eo anoloan’ny tendrombohitra, ary aoka ny havoana handre ny feonao!…
Manao ny tsy marina hatraiza hatraiza 1 Indrisy! Ity izahotoy ny rehefa vita ny fitoazam-boankazo fahavaratra, toy ny rehefa vita ny fitsimponam-boaloboka efa voaoty: tsy misy salohy iray akory hohanina!…