Mal 1
1 Teny fitsarana. Tenin’i Iaveh ho an’i Israelyamin’ny alalan’i Malakia. Fitiavan’i Iaveh an’i Israely 2 «Efa tia anao Aho, hoy i Iaveh; ary hoy ianareo: ‹Inona no nitiavanao anay? –…
1 Teny fitsarana. Tenin’i Iaveh ho an’i Israelyamin’ny alalan’i Malakia. Fitiavan’i Iaveh an’i Israely 2 «Efa tia anao Aho, hoy i Iaveh; ary hoy ianareo: ‹Inona no nitiavanao anay? –…
1 Koa ankehitriny, ry mpisorona, didy mihatra aminareo izao. 2 Raha tsy henoinareo sy tsy rototra ianareo ny hanome voninahitra ny Anarako, hoy i Iavehn’ny tafika, dia handefa ozona hamely…
1 Indro Aho haniraka ny hirako, ka izy no hamboatra ny lalana eo alohako; dia ho tonga tampoka ao an-tempoliny ny Tompo tadiavinareo, ilay Anjelin’ny fanekenairinareo. Indro avy izy, hoy…