Lk 21

Ny rakitr’ilay mpitondra tena 1 Ary nanopy ny masony i Jesoa ka nahita ny mpanan-karena nanatitra vola tao amin’ny fandatsahan-drakitra. 2 Dia nahita mpitondratena mahantra anankiray nanatitra farantsa kely varahina…

Lk 22

Tetika hamelezana an’i Jesoa ary famadihan’i Jodasy 1 Efa mby akaiky ny fetin’ny Azima atao hoe Paka, 2 ary ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna dia nikaroka izay hevitra hamonoana…

Lk 23

1 Tamin’izay dia nitsangana izy rehetra ka nitondra an’i Jesoa tany amin’i Pilaty, I Jesoa eo anatrehan’i Pilaty 2 Ary ry zareo niampanga Azy toy izao: «Azonay nampiodina ny firenenay…

Lk 24

Ny fasana foana sy ny hafatry ny Anjely 1 Nony marainakoan’ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia nankany amin’ny fasana izy ireo nitondra ny zava-manitra efa namboariny, 2 ary hitany fa…