Lk 11

Ny «Pater» 1 Indray andro nivavaka tao amin’ny fitoerana anankiray i Jesoa, ka nony nitsahatra Izy dia hoy ny mpianany anankiray taminy: «Mba ampianaro hivavaka izahay, Tompoko, tahaka ny nampianaran’i…

Lk 12

Tokony hiteny miharihary, tsy matahotra 1 Tamin’izay dia tafangona an’arivony maro ny olona ka efa nila hifanosy mihitsy, dia niteny tamin’ny mpianany i Jesoa nanao hoe: Tandremo aloha indrindra sao…

Lk 13

Fiantsoan’Andriamanitra hibebaka 1 Tamin’izany andro izany koa no nisy olona sasany tonga nilaza tamin’i Jesoa ny nanjò an’ireo Galileanina, fa nalatsak’i Pilaty niaraka tamin’ny soron’izy ireo ny rany. 2 Ary…

Lk 14

Ilay lehilahy manirano nositranina sabata 1 Indray sabata, raha niditra, hisakafo tao an-tranon’ny loholon’ny Farisianina anankiray i Jesoa, dia nitsikilo Azy izy ireo. 2 Ary indro nisy lehilahy anankiray manirano…

Lk 15

Fanoharana telo momba ny famindram-po 1 Ary nanatona hihaino Azy ny Poblikanina rehetra sy ny mpanota, 2 ka nimonjomonjo ny Farisianina sy ny mpanora-dalàna nanao hoe: «Ilay ity mandray ny…

Lk 16

Ilay mpitandrim-pananana tsy mahatoky 1 Ary hoy koa i Jesoa tamin’ny mpianany: «Nisy lehilahy mpanan-karena anankiray nanana mpitandrim-pananana izay nampangain’ny olona taminy fa nandany ny fananany. 2 Dia nantsoiny izy…

Lk 17

Ny fanafintohinana 1 Ary hoy indray i Jesoa tamin’ny mpianany: «Tsy maintsy ho avy ny fanafintohinana, fa loza no hanjò an’izay iaviany! 2 Aleo anantonana vato fikosohan-dafarina ny vozony ka…

Lk 18

Ilay mpitsara ratsy fanahy sy ilay mpitondra tena nanao lemozy 1 Ary nanao fanoharana tamin’izy ireo koa Izy, momba ny tsy maintsy ivavahana lalandava sy amim-paharetana. 2 Hoy Izy: «Tany…

Lk 19

I Zake 1 Nony niditra tao Jerikô i Jesoa, dia namaky ny tanàna. 2 Ary indro nisy lehilahy anankiray atao hoe Zake, lehiben’ny Poblikanina sady mpanan-karena, 3 nitady hahita an’i…

Lk 20

Fanontanian’ny Jody momba ny fahefan’i Jesoa 1 Ary indray androtamin’izany, nampianatra ny vahoaka tao an-Tempoly izy ka nitory ny Evanjely, dia tonga ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna mbamin’ny loholona,…