Lk 1
I 1 Noho ny maro efa nanoratra ny tantaran’ny zavatra inoana tokoa amintsika 2 sy noraisintsika tamin’ny vavolombelona sady nahita masono mpitory teny hatramin’ny voalohany, 3 dia nataoko fa mety…
I 1 Noho ny maro efa nanoratra ny tantaran’ny zavatra inoana tokoa amintsika 2 sy noraisintsika tamin’ny vavolombelona sady nahita masono mpitory teny hatramin’ny voalohany, 3 dia nataoko fa mety…
Ny nahaterahan’i Jesoa sy ny famangian’ny mpiandry ondry 1 Tamin’izany andro izany dia namoaka didy i Sezara Aogosta hampanoratra ny anaran’ny vahoakany amin’ny tany rehetra: 2 dia fony i Sirinosy…
Toritenin’i Joany Batista 1 Tamin’ny taona fahadimy ambin’ny folon’ny nanjakan’i Tibera Sezara, fony i Pôntsy Pilaty no governora tany Jodea, i Herôda no tetrarka tany Galilea, i Filipo rahalahiny no…
Fakam-panahy tany an’efitra 1 Ary feno ny Fanahy Masina i Jesoa, dia niverina avy tany Jordany ka nentin’ny Fanahy tany an’efitra efapolo andro, 2 sady nalain’ny devoly fanahy Izy, no…
Ny niantsoana an’ireo mpianatra efatra voalohany 1 Ary indray andro raha nijoro teo amoron’ny farihin’i Genezareta Izy, dia nifanesika taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin’Andriamanitra. 2 Nahita sambo kely…
Ny mpianatra nioty salohim-bary 1 Indray sabata raha nandeha namaky ny tanimbary i Jesoa, dia nioty salohim-bary ny mpianany, ka nohaniny nony efa nokosokosehiny tamin’ny tanany. 2 Dia hoy ny…
Fanasitranana ny mpanompon’ilay mpifehy zato 1 Rehefa tapitra nampandre ny vahoaka izany toriteniny rehetra izany i Jesoa, dia niditra tao Kafarnaoma. 2 Ary nisy kapiteny anankiray nanana ankizilahy tiany tokoa,…
Ireo vehivavy nanaraka an’i Jesoa 1 Taorian’izany, dia lasa nitety ny tanàna sy ny vohitra Izy nampianatra sy nitory ny Evanjelin’ny fanjakan’Andriamanitra. Nanaraka Azy ny roa ambin’ny folo lahy 2…
Ny nanirahana ny 12 lahy 1 Ary namory ny Apôstôly roa ambin’ny folo lahy i Jesoa ka nanome azy hery sy fahefana handroaka ny demony rehetra sy hanasitrana ny aretina….
Ny nanirahana ny mpianatra 72 lahy 1 Nony afaka izany dia nifidy roa amby fitopolo lahy hafakoa ny Tompo ka naniraka azy tsiroaroa hialoha Azy, any amin’ny tanàna sy ny…