Lev 11

A. Biby etỳ an-tany 1 Ary niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh nanao tamin’izy ireo hoe: 2 «Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao hoe: Izao no ho biby…

Lev 12

Fidiovan’ny vehivavy velom-bao 1 Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy nanao hoe: 2 «Mitenena amin’ny zanak’i Israely ataovy hoe: ny vehivavy miteraka, raha tera-dahy, dia haloto hafitoana, haloto tahaka ny…

Lev 13

A. Mivonto, anakandro, hodi-potsy 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 «Raha mamontsina ny hoditry ny nofon’ny olona anankiray na misy anakandro na miseho hodi-potsy, ka tonga…

Lev 14

Fanadiovana ny boka 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 Izao no lalàna momba ny boka, amin’ny andro hidiovany: 3 Hoentina ho ao amin’ny mpisorona izy, dia…

Lev 15

A. Loton’ny lehilahy 1 Ary niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh nanao hoe: 2 «Mitenena amin’ny zanak’i Israely ary lazao aminy hoe: Ny lehilahy rehetra marary mitsîka, dia…

Lev 16

Ny andro lehibe fanonerana 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh taorian’ny nahafatesan’ireo zanak’i Aarôna roa lahy, izay novonoina tamin’izy nanatona ny Tavan’i Iaveh. 2 Hoy i Iaveh tamin’i Môizy:…

Lev 17

Fandatsahan-dra sy sorona 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 Mitenena ianao amin’i Aarôna sy ny zanany ary ny zanak’i Israely rehetra. Lazao aminy hoe: Izao ny…

Lev 18

Fahamasinan’ny fanambadiana 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Izaho no Iaveh Andriamanitrareo. 3 Aza manao toy ny ataon’ny…

Lev 19

Fitsipika momba ny fitondran-tena 1 Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy nanao hoe: 2 Mitenena amin’ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra, lazao aminy hoe: Aoka ho masina ianareo satria masina Aho,…

Lev 20

A. Hadisoana ara-pivavahana 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 Izao no lazao amin’ny zanak’i Israely: Na zovy na zovy amin’ny zanak’i Israely, na amin’ny vahiny mitoetra…