Lev 1
Ny sorona dorana 1 Ary i Iaveh niantso an’i Môizy ka niteny taminy tao an-trano lay fihaonana, nanao hoe: 2 Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Raha misy…
Ny sorona dorana 1 Ary i Iaveh niantso an’i Môizy ka niteny taminy tao an-trano lay fihaonana, nanao hoe: 2 Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Raha misy…
Ny fanatitra 1 «Raha misy olona manolotra zavatra amin’i Iaveh hatao fanatitra, dia lafarina tsara indrindra no hateriny, ka horarahany diloilo eo amboniny sy hampiany emboka. 2 Hoentiny amin’ny mpisorona…
Sorona fihavanana 1 «Raha misy olona manatitra sorom-pihavananaka biby vaventy, lahy na vavy, no ateriny, dia izay tsy misy kilema no hateriny eo anatrehan’i Iaveh. 2 Hametra-tanana eo ambonin’ny lohan’ny…
Sorona noho ny ota 1 Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy nanao hoe: 2 Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Raha misy olona manota tsy nahy, mandika ny…
Sorona manokana noho ny ota 1 Raha misy olona manota noho izy efa nandre ny didin’ny mpitsara, amin’ny maha vavolombelona azy, nefa tsy milaza izay hitany na izay fantany, dia…
A. Sorona dorana 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 Omeo an’i Aarôna sy ny zanany izao didy izao, lazao azy hoe: Izao no lalàna momba ny…
E. Sorona fanonerana 1 «Izao no lalàna momba ny sorona fanonerana: Zava-masina dia masina izany. 2 Ao amin’ny fitoerana famonoana ny sorona dorana no amonoana ny sorona fanonerana. Hararaka manodidina…
Fomba fanamasinana 1 Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 «Alao i Aarôna sy ny zanany miaraka aminy, ny fanamiana, ny diloilo fanosorana, ny ombalahy hatao sorona noho…
Fanombohan’ny mpisorona ny raharahany 1 Nony mby amin’ny andro fahavalo, nampanalain’i Môizy i Aarôna sy ny zanany ary ny loholon’i Israely, 2 ka hoy izy tamin’i Aarôna: «Makà ianao zanak’omby…
I Nadaba sy i Abiò 1 Ary i Nadaba sy i Abiò, zanak’i Aarôna, samy naka ny fanembohany avy dia nanisy afo tao anatiny, sy nametraka zava-manitra teo amboniny, dia…